Skip to content
NY ZAVATRA TSY AZO ATAON'NY SILAMO TSINOTSINONA NY FAHAIZANA AZY.

NY ZAVATRA TSY AZO ATAON'NY SILAMO TSINOTSINONA NY FAHAIZANA AZY.

Boky (ZAVATRA TSY AZON'NY MPINO SILAMO ATAO TSINOTSINONA NY FAHAIZANA AZY), boky manan-danja tokoa, voarafitra tamin'ny alàlan'ny fahalalana sy fanazavana mazava, manangona izay tsy azon'ny mpino Silamo atao tsinontsinona avy amin'ireo fototry ny finoana, ny lalàn'ny finoana Islamo, ary ny hatsaran'ny etika, amin'ny fomba voakaly, izay manazava ny saina, sy mampitony ny fo, mandrindra ny fahatakarana, ary manitsy ny asa, ka izy no lakilen'ny famonjena marina tokoa, sy tari-dalana ho an'izay mizotra eo amin'ny lalan'ny fankatoavana sy ny fahalalana.

Language: lang_mg
Prepared by: Komity siantifika ao amin'ny Fiadidiana ny Raharaha ara-pinoana ao amin'ny moske Al-Haram sy moske An-Nabawi
Version: 3.1

These files are generated automatically from the book's text; their layout may differ from the printed edition.

0%
Font size