Skip to content
الشهادتين

الشهادتين

Raha te hiditra amin'ny finoana Islam ianao, dia tsy maintsy miteny amin'ny feo heno tsara ity fijoroana vavolombelona manaraka ity, mila fantatra tsara ny heviny ary mino izany : Mijoro vavolombelona aho fa tsy misy tompo afa-tsy Allah (ireo teny ireo dia midika afa-tsy hoe tsy misy mendrika ivavahana afa-tsy Allah ihany), Ary Mijoro vavolombelona aho fa i Mohammad no irak'Allah, ary i Jesosy zanak'i Maria dia mpanompon'Allah sy irak'Allah.

Language: lang_mg
Prepared by:
Version: 1.1
PDF, Arabic original 103 KB

This PDF is generated automatically from the book's text; its layout may differ from the printed edition.

0%
Font size