"Ny elanelana misy eo amin'ny olona iray sy ny fanompoan-tsampy ary ny tsy finoana dia ny tsy fanaovana soalat."
Tatitra azo avy amin'i Jabir (R.A) niteny : Izaho naheno an'ny Mpaminany (S.A.W) niteny hoe :
"Ny elanelana misy eo amin'ny olona iray sy ny fanompoan-tsampy ary ny tsy finoana dia ny tsy fanaovana soalat."
«إِنَّ بَيْنَ الرَّجُلِ وَبَيْنَ الشِّرْكِ وَالْكُفْرِ تَرْكَ الصَّلَاةِ».
Nampitandrina ny Mpaminany (S.A.W) ny amin'ny tsy fanatanterahana ny vavaka tsy maintsy atao, ary nilaza izy fa eo anelanelan'ny olona iray sy ny filatsahana ao amin'ny fanompoan-tsampy sy ny tsy finoana dia ny tsy fanaovana ny soalat tsy maintsy atao, satria ny soalat no andry faharoan'ny finoana silamo, ary lehibe ny momba azy amin'ny finoana silamo. Ka izay tsy manatanteraka azy noho izy mandà ny didy manery amin'ny fanaovana izany, dia mpikomy araka ny fiombonan-kevitry ny mpino silamo rehetra, ary raha mandao izany tanteraka noho ny tsy firaharahina sy ny hakamoana izy dia voasokajy ho tsy mpino. Voalaza fa niombon-kevitra tamin'izany ireo mpanaradia an'i Mpaminany (S.A.W). Fa raha tsy manao kosa indraindray ary indraindra manao, dia iharan'izany fandrahonana mafy izany izy.
...:
Ny maha zava-dehibe ny soalat sy ny fanatanterahana azy tsy akijanoana, satria io no maha samihafa ny tsy finoana sy ny finoana.
Fampitandremana mafy momba ny tsy fanatanterahana soalat sy ny fanaovana tsirambina azy.
Sahìh Moslim (1/ 88) (82).
Ny Fanampiny (2)
المفهم لما أشكل من تلخيص كتاب مسلم (1/ 271).
البحر المحيط الثجاج في شرح صحيح الإمام مسلم بن الحجاج (2/ 622).
Cited in books
11 BooksNy Fanampiny (11)
- الأربعون في تعظيم قدر الصلاةالأربعون في تعظيم قدر الصلاة «إِنَّ بَيْنَ الرَّجُــلِ وَبَيْنَ الشِّرْكِ وَالْكُفْرِ تَرْكَ الصَّلَاةِ».
- الخطب المنبريةموسوعة الخطب المنبرية (القسم الثالث)«إنَّ بَيْنَ الرَّجُلِ وَبَيْنَ الشِّرْكِ وَالْكُفْرِ تَرْكَ الصَّلَاةِ»
- الصلاة التي علمها النبي ﷺ الصحابة رضي الله عنهمالصلاة التي علمها النبي ﷺ الصحابة رضي الله عنهم«بَيْنَ الرَّجُلِ وَبَيْنَ الشِّرْكِ وَالْكُفْرِ تَرْكُ الصَّلَاةِ»[9]،
- الصلاة التي علمها النبي ﷺ الصحابة رضي الله عنهم«بَيْنَ الرَّجُلِ وَبَيْنَ الشِّرْكِ وَالْكُفْرِ تَرْكُ الصَّلَاةِ»[9]،
- الصيام ومجموعة أسئلة في أحكامه«بَيْنَ الرَّجُلِ وَبَيْنَ الشِّرْكِ وَالكُفْرِ تَرْكُ الصَّلَاةِ»[19]،
- الصيام ومجموعة أسئلة في أحكامه«بَيْنَ الرَّجُلِ وَبَيْنَ الشِّرْكِ وَالكُفْرِ: تَرْكُ الصَّلَاةِ»[23]،
- المناهج التعليمية - الصف السادسالمناهج الدراسية - الحديث - الصف السادس - الفصل الأول «إِنَّ بَيْنَ الرَّجُلِ وَبَيْنَ الشِّرْكِ وَالْكُفْرِ تَرْكَ الصَّلَاةِ»
- خطب تعظيم قدر الصلاة"إِنَّ بَيْنَ الرَّجُلِ وَبَيْنَ الشِّرْكِ وَالْكُفْرِ تَرْكَ الصَّلَاةِ"
- رياض الصالحينرياض الصالحين مع فوائد وهدايات - 5«إنَّ بين الرَّجُلِ وَبَيْنَ الشِّرْكِ والكُفرِ تَرْكَ الصَّلاةِ».
- ما لا يسع المسلم جهله«إِنَّ بَيْنَ الرَّجُلِ وَبَيْنَ الشِّرْكِ وَالْكُفْرِ تَرْكُ الصَّلَاةِ» [14].
- مجموعة زاد التربية الإسلامية (1)، والسيرة النبوبة (1)، والعقيدة (1)، والفقه (1)مجموعة زاد الفقه (1)«إِنَّ بَيْنَ الرَّجُلِ وَبَيْنَ الشِّرْكِ وَالْكُفْرِ تَرْكُ الصَّلَاةِ»