"Izay mianiana amin'ny zavatra hafa ankoatr'I Allah dia efa nikomy na nanompo sampy".
Tatitra azo avy amin'i Ibn Omar (R.A) fa izy naheno olona iray niteny manao hoe : "Tsia!! Mianiana aho amin'ny KAABA, dia niteny i Ibn Omar (R.A) : tsy azo atao ny mianiana amin'ny zavatra hafa ankoatr'i Allah, satria izaho naheno an'ny Mpaminany (S.A.W) niteny manao hoe :
"Izay mianiana amin'ny zavatra hafa ankoatr'I Allah dia efa nikomy na nanompo sampy".
«مَنْ حَلَفَ بِغَيْرِ اللهِ فَقَدْ كَفَرَ أَوْ أَشْرَكَ».
Mampahafantatra i Mpaminany (S.A.W) fa na iza na iza mianiana amin'ny hafa ankoatra ny anaran'I Allah sy ny toetoetrany dia tsy mino an'I Allah na nanompo sampy. Satria ny fianianana dia midika ho fanomezam-boninahitra an’izay mianiana amin’izany, nefa ho an’I Allah irery ihany ny fahalehibiazana. Tsy mianiana afa-tsy amin’I Allah sy ny Anarany ary ny Toetrany isika, Voninahitra ho Azy. Ary io fianianana eto dia tafiditra ho fanompoan-tsampy kely; fa raha nanome voninahitra be an'ilay zavatra nianianany kosa ilay mpianiana toy ny fanomezam-boninahitra an'i Allah na mihoatr'izany, dia tafiditra ao amin'ny fanompoan-tsampy lehibe izy.
من حلف: الحلف: اليمين، وهي توكيد الحكم بذكر معظّم تطمئن له نفس المخاطب.
كفر أو أشرك: يحتمل أن يكون هذا شكًّا من الراوي، ويحتمل أن تكون "أو" بمعنى الواو فيكون كفر وأشرك.
Ny fanomezam-boninahitra amin'ny fianianana dia zon'i Allah irery ihany, ka tsy azo atao ny mianiana afa-tsy amin'i Allah sy ny anarany ary ny toetrany.
Fitiavan'ireo mpanara-dia amin'ny famporisiana amin'ny tsara sy ny fandrarana amin'ny ratsy, indrindra rehefa zavatra misy fifandraisany amin'ny fanompoan-tsampy sy ny fikomiana.
Sonan At-Tirmizì (3/ 194) (1535).
Sonan Abo Daòd (5/ 154- 155) (3251).
Mosnad Ahmad (9/ 249) (5346).
(9/ 275) (5375).
(10/ 249) (6072).
(1/ 343).
Ny Fanampiny (11)
فتح المجيد شرح كتاب التوحيد.
لعبد الرحمن التميمي (ص413).
القول المفيد على كتاب التوحيد.
لابن عثيمين (2/ 214).
الملخص في شرح كتاب التوحيد.
لصالح الفوزان (ص326).
الجديد في شرح كتاب التوحيد.
لمحمد القرعاوي (ص365).
التمهيد لشرح كتاب التوحيد.
لصالح آل الشيخ (ص452).
فتاوى اللجنة الدائمة.
Cited in books
20 BooksNy Fanampiny (20)
- التحقيق والإيضاح لكثير من مسائل الحج والعمرة والزيارة على ضوء الكتاب والسنةالتحقيق والإيضاح لكثير من مسائل الحج والعمرة والزيارة - النسخة المعتمدة«مَنْ حَلَفَ بِغَيْرِ اللهِ فَقَدْ كَفَرَ أَوْ أَشْرَكَ» [98].
- الدروس المهمة لعامة الأمة«مَنْ حَلَفَ بِغَيْرِ اللَّهِ فَقَدْ كَفَرَ أَوْ أَشْرَكَ»[4]
- ترجمة المقاطع المرئية - مشروع هدايات 1«من حلف بغير الله فقد كفر أو أشرك»
- خذ عقيدتك من الكتاب والسنة الصحيحة«من حلَف بغير الله فقد أشرك»
- عقيدة الأئمة الأربعة«مَنْ حَلَفَ بِغَيْرِ اللَّهِ فَقَدْ كَفَرَ أَوْ أَشْرَكَ»
- عقيدة الأئمة الأربعة«مَنْ حَلَفَ بِغَيْرِ اللهِ فَقَدْ كَفَرَ أَوْ أَشْرَكَ»،
- عقيدة التوحيد(من حلف بغير الله فقد كفر أو أشرك)
- عقيدة التوحيد(من حلف بغير الله فقد كفر أو أشرك)
- عقيدة التوحيد(من حلف بغير الله فقد كفر أو أشرك)
- كتاب التوحيدكتاب التوحيد للشيخ محمد بن عبد الوهاب((مَنْ حَلَفَ بِغَيْرِ اللهِ فَقَدْ كَفَرَ أَوْ أَشْرَكَ))
- ما لا يسع المسلم جهله«مَنْ حَلَفَ بِغَيرِ اللهِ فَقَدْ كَفَرَ أَو أَشرَكَ»[2].
- مجموعة زاد الحديث (1)الحديث 1«مَنْ حَلَفَ بِغَيْرِ الله فَقَدْ كَفَرَ أَوْ أَشْرَكَ»
- مجموعة زاد الحديث (1)الحديث 1«مَنْ حَلَفَ بِغَيْرِ الله فَقَدْ كَفَرَ أَوْ أَشْرَكَ»
- محرمات استهان بها كثير من الناسمن حلف بغير الله فقد أشرك
- مشروع المنهج التعليميمادة التوحيد مستوى 3«مَنْ حَلَفَ بِغَيْرِ اللهِ فَقَدْ كَفَرَ أَوْ أَشْرَكَ»
- مشروع المنهج التعليميمادة التوحيد مستوى 3«مَنْ حَلَفَ بِغَيْرِ اللهِ فَقَدْ كَفَرَ أَوْ أَشْرَكَ»
- مشروع المنهج التعليميمادة التوحيد مستوى 3«مَنْ حَلَفَ بِغَيْرِ اللهِ فَقَدْ كَفَرَ أَوْ أَشْرَكَ».
- مشروع منهاج زادكزادك 3 طالب نهائي«مَنْ حَلَفَ بِغَيْرِ اللهِ فَقَدْ أَشْرَكَ»
- نبراس طالب (4)1«مَنْ حَلَفَ بِغَيْرِ اللَّهِ فَقَدْ كَفَرَ أَوْ أَشْرَكَ»
- نبراس طالب (5)1«مَنْ حَلَفَ بِغَيْرِ اللهِ فَقَدْ أَشْرَكَ»