"Misy zavatra roa amin'ny olona mahatonga ny tsy finoana : ny fifandirana momba ny firazanany ary ny fitomaniana amin'ny maty."
Tatitra azo avy amin'i Abo Horaira (R.A), Niteny ny Mpaminany (ٍS.A.W) manao hoe :
"Misy zavatra roa amin'ny olona mahatonga ny tsy finoana : ny fifandirana momba ny firazanany ary ny fitomaniana amin'ny maty."
«اثْنَتَانِ فِي النَّاسِ هُمَا بِهِمْ كُفْرٌ: الطَّعْنُ فِي النَّسَبِ، وَالنِّيَاحَةُ عَلَى الْمَيِّتِ».
Milaza momba ny toetra roa amin'ny olona izay mahatonga ny asa amin'ny tsy finoana sy ny fitondran-tena talohan'ny silamo i Mpaminany (S.A.W). Izy ireo dia ny : Ny voalohany : Fanompana ny taranaky ny olona, manambany azy ireo ary manambony tena aminy. Ny faharoa : mampiaka-peo mandritra ny loza noho ny fahatezerana amin’ny anjara, na mandrovitra akanjo noho ny tahotra.
N'y famporisihana amin'ny fanetren-tena ary tsy manambony tena amin'ny olona.
Ilaina ny faharetana amin'ny loza ary tsy tokony ho tezitra.
Ireo fihetsika ireo dia avy amin’ny tsy finoana madinidinika, ary tsy midika fa izay manao iray amin’ireo sampan’ny tsy finoana dia voasokajy ho tsy mpino izay mamoaka azy amin'ny finoana mandra-pahatongavany amin'ny tsy finoana lehibe.
Ny finoana silamo dia mandrara izay rehetra mitarika fisaratsarahana eo amin'ny silamo, toy ny fanafihana firazanana sy ny zavatra hafa.
Sahìh Moslim (1/ 82) (67).
Ny Fanampiny (6)
كتاب التوحيد.
للإمام محمد بن عبد الوهاب (ص96).
الملخص في شرح كتاب التوحيد.
لصالح الفوزان (ص279).
الجديد في شرح كتاب التوحيد.
للقرعاوي (ص315).
Cited in books
10 BooksNy Fanampiny (10)
- التوحيد في ضوء عقيدة الإمام الشافعي رحمه الله ونصوصه ومروياته"اثنتان في الناس هما بهم كفر: الطعن في النسب، والنياحة على الميت".([107])
- رياض الصالحينرياض الصالحين مع فوائد وهدايات - 7«اثْنَتَان في النَّاسِ هُمَا بهمْ كُفْرٌ: الطَّعْنُ في النَّسبِ، والنِّيَاحَةُ علىٰ المَيِّتِ».
- رياض الصالحينرياض الصالحين مع فوائد وهدايات - 8«اثْنَتَانِ في النَّاسِ هُمَا بِهِم كُفْرٌ: الطَّعْنُ في النَّسَبِ، وَالنِّيَاحَةُ عَلىٰ المَيِّتِ».
- عقيدة الأئمة الأربعة«اثْنَتَانِ فِي النَّاسِ هُمَا بِهِمْ كُفْرٌ: الطَّعْنُ فِي الْأَنْسَابِ، وَالنِّيَاحَةُ عَلَى الْمَيِّتِ»
- قاموس الكبائرموسوعة الكبائر - المجموعة الخامسة«اثْنَتَانِ فِي النَّاسِ هُمَا بِهِمْ كُفْرٌ: الطَّعْنُ فِي النَّسَبِ، وَالنِّيَاحَةُ عَلَى الْمَيِّتِ»
- كتاب التوحيدكتاب التوحيد للشيخ محمد بن عبد الوهاب((اثْنَتَانِ فِي النَّاسِ هُمَا بِهِمْ كُفْرٌ: الطَّعْنُ فِي النَّسَبِ، وَالنِّيَاحَةُ عَلَى الْمَيِّتِ)).
- ما لا يسع المسلم جهله«اثْنَتَانِ فِي النَّاسِ هُمَا بِهِمْ كُفْرٌ: الطَّعْنُ فِي النَّسَبِ، وَالنِّيَاحَةُ عَلَى المَيِّتِ» [4].
- مشروع منهاج زادكزادك 3 طالب نهائي«اثْنَتَانِ فِي النَّاسِ هُمَا بِهِمْ كُفْرٌ: الطَّعْنُ فِي النَّسَبِ، وَالنِّيَاحَةُ عَلَى الْمَيِّتِ»
- موسوعة الإيمان«اثْنَتَانِ فِي النَّاسِ هُمَا بِهِمْ كُفْرٌ: الطَّعْنُ فِي النَّسَبِ، وَالنِّيَاحَةُ عَلَى الْمَيِّتِ»،
- نبراس طالب (4)1«اثْنَتَانِ فِي النَّاسِ هُمَا بِهِمْ كُفْرٌ: الطَّعْنُ فِي النَّسَبِ، وَالنِّيَاحَةُ عَلَى الْمَيِّتِ»