Bismillàhi-lladhì, Là yadworro, maa' ysmihì shayon, fil- Ardwy, walà fis-Samà°i wa howas-samio'n A'lìm.(Averina in-telo).
Radwìto Billàhi Rwabba, wabil islàmi Dìna wa bi-Mohammadi Swallal-làho wa sallama nabiyya(Averina in-telo).
Asbahnà wa asbahal-molko lillàhy wal-hamdo lillàhy là ilàha illàl-làho wahdahò là sharìka lah lahol-Molko walahol-hamdo wahowa A'là kolly shayin qadìr, Rwabbi as-aloka khayra mà fì hàdhal-yawmi wa khayra mà baa'dahò, wa aò'dho bika minn sharri mà fì hàdhal-yawmi wa sharri mà baa'dahò, Rwabbi aò'dho bika minal-kasal wal-haramy wa sòal-kibar, wa aò'dho bika min a'dhàbin finnàry wa a'dhàbin-nàri wa a'dhabil-qabriAry amin'ny ariva dia miteny hoe :Amsaynà wa Amsal-molko Lillahi,avy eo dia miteny hoe :Rwabbi As°aloka khayra mà fÿ hàdhihil-laylaty...Hatramin'ny farany ka mety soloina ilay teny hoe : (Asbahnaà wa Asbaha ) sy ny ( hadhal-yawmo ).
Allahomma bika Asbahnà wa bika Amsaynà wa bika Nah-yà wa bika Namòto wa ilayka An-noshòro.Ary amin'ny ariva dia miteny hoe :Allahomma bika Amsaynà wa bika Asbahnà wa bika Namòto wa bika wa ilayka Al-maswìr.
Allàhomma mà Asbaha bì min-ni'matin ao bi-ahadin min-Khalqika fa-minka wahdaka là sharìka-laka falakal-hamdo wa lakas-shokro.Ary amin'ny ariva dia miteny hoe :Mà Amsà-bì.
(in-telo),
Allahomma inni as-alokal-à' fiyata fid-doniyà wal-àkhirat allahomma inni as-alokal-à'fwa wal-à'fiyat fì dìnì wa don-yàya wa ahlì wa Mali, Allahomma istor a'oràty wa àmin raw-à'tì, allahomma ihfadhnì min bayni yafayyi wa min khalfì wa a'n-yamìnì wa a'n- simàlì wa min fawqì, wa aò'dho bia'dhamatika a'n- oghtàla min tahtì
Allahomma Anta Rwabì Là ilàha illà Anta, Khalaqtanì wa Ana A'bdoka wa Ana A'là A'hdika wa wa'ndika mas-tata'ta, Ao'ndhou bika minn sharri mà swana'nta, Abò° laka bini'nmatika A'nlayya, wa Abò° bidhanbì faghfirlì fainnahò là yaghfiro-dhonòba illà Anta.
Allahomma fàtiros-samàwàty wal-Ardwy, à'limol-ghayba was-shahàdat, Rwabbo kolly shayin wa malìkoho, ash-hado an-là ilàha illà anta, aò'dho bika minn sharri nafìwa min sharri -shaytwàni wa shirkihi, wa an-aqtatarifa A'là nafsì sòan aw ajorrohò ilà moslimin.
Allahomma inni asbahto osh-hidoka wa osh-hido hamalata a'rshika wa malàikataka wa anbiyàika wa jamìa'khalqika biannaka antal-làha là ilàha illà anta wa anna Mohamadan A'bdoka wa rasòlokaAry amin'ny harivaAllàhomma innì Amsayto.(Averina in-efatra hatramin'ny farany)
Là ilàha illàl-làho wahdahò là sharìka lah, lahol-Molko walahol-hamdo wahowa A'là kolly shayin qadìr( Averina in-jato ) isaky ny Maraina na koa amin'ny hariva
Hasbiyal-làho Là ilàha illà Howa a'nlayhi tawak-kalto wa Howa Rwabol a'n-rishil a'ndhwìm(Averina in-pito).
Sobhànal- làhi wabi hamdihì(Averina in-jato) amin'ny Maraina na amin'ny Ariva na atao amin'izy roa miaraka na Maraina na hariva.
Astaghfirol-làha wa Atòbo ilayhi(Averina in-jato)
Ka izao ihany no voasoratra ampahamorana ka mangataka ny tsara amin'ny Tompo Allah ny mba ahasoa ny hafa ny amin'izao boky izao.
Nanoratra azy dia i Mohammadi Al-swàliho Al-o'tphaymìne ao amin'ny takelaka 20-1-1418H
Boky mitondra ny lohateny "Ny fomba nanatanterahan'ny Mpaminany (S.A.W) ny swalat", izay namintinan'i Sheikh hajaina 'Abdol'aziz Ibn Bàz (R.A) ny endriky ny salàn'ny Mpaminany (S.A.W), tamin'ny fomba fanoratra mora azo sady mazava, mifototra amin'ireo porofo marina, mba ho mpitari-dàlana ho an'ny silamo amin'ny swalàny. Nanazavany tao ireo andry fototry ny swalat, ireo sunnah ary ny endriny manomboka amin'ny ouzo ka hatramin'ny taslim, ka nampiraisiny ny porofo sy ny fanazavana, sady nanentanany ny fanarahana feno ny Mpaminany (S.A.W) amin'ity fanompoam-pivavahana lehibe indrindra ity.
Ny Iraka ho an'ny finoana Isilamo dia i mpaminany Mohammad (saw)
74 languages
Ny Iraka ho an'ny finoana Isilamo dia i mpaminany Mohammad (saw)
Boky mitondra ny lohateny "Mohammad (S.A.W), ilay Iraky ny ny finoana Islam", dia mirakitra ny fiainan'ny Mpaminany Mouhammad (S.A.W) manomboka amin'ny firazanany sy ny fitomboany ka hatramin'ny fanambadiany feno fahasoavana, ny fiandohan'ny famiananiany sy ny fanombohan'ny hafatra farany izay noentiny, ary manazava ireo famantarana ny faminaniany sy ireo mariky ny fahamarinany, sady mampiseho ny lalàna nentiny sy ny anjara toerany amin'ny fiarovana ny zon'olombelona sy ny hasiny, ary koa manasongadina ny fihetsik'ireo mpanohitra azy sy ny fijoroan'izy ireo ho vavolombelona ho Azy, miaraka…
Hafatra tsotra mahakasika ny Foto-pinoana Islamika
47 languages
Hafatra tsotra mahakasika ny Foto-pinoana Islamika
Ny boky dia manazava ny fototry ny finoana izay ahitana amin'ny endrika ankapobeny ny finoana Allah, sy ireo Anjeliny, ny Bokiny, ny Irany, ny Andro farany, ary ny anjara sy lahatra. Ary ny boky dia manolotra ireo fitsipika fototra izay tsy maintsy inoan'ny Mpino Isilamo sy hankatoaviny, sady manamafy ny maha-zava-dehibe ny fanamafisana ny fifandraisana amin'Allah amin'ny alàlan'ny fahatakarana lalina ny foto-pinoana Islamika.
NY FOTO-PINOANA MARINA SY IZAY MIFANOHITRA AMINY ARY
48 languages
NY FOTO-PINOANA MARINA SY IZAY MIFANOHITRA AMINY ARY
Nisoratan'i Amin'ny anaran'i Allah, ilay Be indrafo, ilay Be fiantrana TENY FAMPIDIRANA Dera sy vonahitra ary fisaorana feno fankasitrahana no hatolotra an'i Allah Ilay tokana tsy manam-paharoa, ary tsodrano sy fandriam-pahalemana anie ho an'ilay tsy misy mpaminany intsony aoriany, sy ho an'ny finakaviany ary ireo mpanara-diany.