"Izay mijanona amin'ny toerana iray avy eo niteny manao hoe : (An-oudhou Bikalimàtillahy-Tammàty min Sharry mà Khalaq) izay midika hoe : "Mangataka fiarovana amin'ny tenin'Allah tonga lafatra aho amin'ny faharatsian'ny zavatra noforoniny", dia tsy hisy hanisy ratsy azy mandra-pialany amin'izany toerany izany."
Tatitra azo avy tamin'i Khawlat Binti Hakim As-Sulamya niteny : Izaho naheno an'ny Mpaminany (S.A.W) niteny manao hoe :
"Izay mijanona amin'ny toerana iray avy eo niteny manao hoe : (An-oudhou Bikalimàtillahy-Tammàty min Sharry mà Khalaq) izay midika hoe : "Mangataka fiarovana amin'ny tenin'Allah tonga lafatra aho amin'ny faharatsian'ny zavatra noforoniny", dia tsy hisy hanisy ratsy azy mandra-pialany amin'izany toerany izany."
«مَنْ نَزَلَ مَنْزِلًا ثُمَّ قَالَ: أَعُوذُ بِكَلِمَاتِ اللهِ التَّامَّاتِ مِنْ شَرِّ مَا خَلَقَ، لَمْ يَضُرَّهُ شَيْءٌ حَتَّى يَرْتَحِلَ مِنْ مَنْزِلِهِ ذَلِكَ».
Manoro làlana ireo vahoakany i Mpaminany (S.A.W), amin'ny fitadiavana fiaraovana sy fialofana mahasoa izay hahatonga ny olona rehetra tsy hatahotra rehefa mipetraka amin'ny toerana iray, na eo am-pandehana na any ami'ny fitsangatsanganana, na hafa ankoatr'izay : Mba hitady fiarovana sy fialofana amin'ny tenin'Allah izay feno fahasoavany sy ny fitahiana ary ny tombontsoany, tsy misy kilema sy ny tsy fahampiana amin'ny haratsian'ny zavaboary rehetra, dia ho voaro amin’ny zava-dratsy rehetra raha mbola mijanona amin'io toerana misy azy io.
...:
Ny fangataham-piarovana dia tafiditra ho fanompoana, ary izany dia atao mivantana amin'i Allah na amin'ny anarany na amin'ny toetrany.
Azo atao ny mitady fiarovana amin’ny tenin’Allah, satria anisan’ny toetrany izany, mifanohitra amin'ny fangatahana fiarovana amin’ny zavaboary rehetra, satria dia fanompoan-tsampy.
Hatsaran'ity Doa'n ity sy ny fahasoavany.
Ny fanamafisana ny fiarovan-tena amin'ny tonombavaka dia antony iray hiarovana ny mpanompo amin'ny ratsy.
Fanafoanana ny fitadiavana fiarovana amin'ny hafa ankoatra an'Allah, toy ny jiny, ny mpanao ody, ny mpamosavy, sy ny hafa.
Ny maha-ara-dalàna an'ity Douan ity ho an'ny olona mijanona ao an-trano na mandehandeha.
Sahìh Moslim (4/ 2080) (2708).
Ny Fanampiny (9)
مجموع الفتاوى (6/ 230).
القول المفيد على كتاب التوحيد.
لابن عثيمين (1/ 253).
الملخص في شرح كتاب التوحيد.
لصالح الفوزان (ص111).
الجديد في شرح كتاب التوحيد.
لمحمد القرعاوي (ص122).
معجم اللغة العربية المعاصرة.
لأحمد مختار (2/ 869).
Cited in books
27 Books- Fomba fanao sy fitsipika mamehy ny dia lavitra“Mialoka amin’ny tenin'Allah tanteraka aho mba tsy ho azon’ny faharatsian’ny zavatra noforoniny” [21];
- IREO TONOM-BAVAKA VAKINA MARAINA SY HARAIVAAo'dho bikalimàti-llàhit-Tàm-màti, Min-Sharri-mà Khalaq.
Ny Fanampiny (25)
- آداب السفر وأحكامهآداب السفر وأحكامه (للحرمين)«أَعُوذُ بِكَلِمَاتِ اللَّهِ التَّامَّاتِ مِنْ شَرِّ مَا خَلَقَ» [25]؛
- الدعاء ويليه العلاج بالرقى من الكتاب والسنةالرقى من الكتاب والسنة«أَعُوذُ بِكَلِمَاتِ اللَّهِ التَّامَّاتِ مِنْ شَرِّ مَا خَلَقَ»[٢٧].
- الذكر والدعاء والعلاج بالرقي من الكتاب والسنة"من نزل منزلًا ثم قال: أعوذ بكلمات الله التامات من شر ما خلق، لم يضره شيء حتى يرتحل من منزلِهِ ذلك".
- الذكر والدعاء والعلاج بالرقي من الكتاب والسنة" من نزل منزلاً ثم قال: أعوذ بكلمات الله التامات من شر ما خلق، لم يضره شيء حتى يرتحل من منزله ذلك" .
- الذكر والدعاء والعلاج بالرقي من الكتاب والسنة"أعوذ بكلمات الله التامات من شر ما خلق" .
- المختصر في آداب السفر وصفة الحج والعمرة وآداب الزيارة والأدعية الجامعة مع ملحق بالفتاوى والمخالفات1- آداب السفر وأحكامه (للحرمين)«أَعُوذُ بِكَلِمَاتِ اللَّهِ التَّامَّاتِ مِنْ شَرِّ مَا خَلَقَ» [25]؛
- المنهج لمريد العمرة والحج«أَعُوذُ بِكَلِمَاتِ اللَّهِ التَّامَّاتِ مِنْ شَرِّ مَا خَلَقَ»[4].
- تحفة الأخيار تحفة الأخيار (ببيان جملة نافعة مما ورد في الكتاب والسنة من الأدعية والأذكار)«مَنْ نَزَلَ مَنْزِلًا ثُمَّ قَالَ: أَعُوذُ بِكَلِمَاتِ اللهِ التَّامَّاتِ مِنْ شَرِّ مَا خَلَقَ، لَمْ يَضُرَّهُ شَيْءٌ، حَتَّى يَرْتَحِلَ مِنْ مَنْزِلِهِ ذَلِكَ» [52].
- تطبيق القرآن والأذكارالرقية الشرعية«أَعُوذُ بِكَلِمَاتِ اللَّهِ التَّامَّاتِ مِنْ شَرِّ مَا خَلَقَ»[6].
- حراسة التوحيدحكم السحر والكهانة وما يتعلق بها«مَن نَزَلَ مَنْزِلًا فَقالَ: أَعُوذُ بِكَلِمَاتِ اللهِ التَّامَّاتِ مِن شَرِّ ما خَلَقَ، لَمْ يَضُرَّهُ شَيءٌ حتَّى يَرْتَحِلَ مِن مَنْزِلِهِ ذَلِكَ».
- حصن المسلم من أذكار الكتاب والسنةحصن المسلم«أَعُوذُ بِكَلِمَاتِ اللَّهِ التَّامَّاتِ مِنْ شَرِّ مَا خَلَقَ»
- حصن المسلم من أذكار الكتاب والسنةحصن المسلمأَعُوذُ بِكَلِمَاتِ اللَّهِ التَّامَّاتِ مِنْ شَرِّ مَا خَلَق
- حصن المسلم من أذكار الكتاب والسنةحصن المسلم«أَعُوذُ بِكَلِمَاتِ اللَّهِ التَّامَّاتِ مِنْ شَرِّ مَا خَلَقَ»[262].
- حصن المسلم من أذكار الكتاب والسنةحصن المسلمأَعُوذُ بِكَلِمَاتِ اللَّهِ التَّامَّاتِ مِنْ شَرِّ مَا خَلَق
- حكم السحر والكهانة(من نزل منزلاً فقال: أعوذ بكلمات الله التامات من شر ما خلق لم يضره شيء حتى يرتحل من منزله ذلك).
- رسالة في الأذكار1«مَنْ نَزَلَ مَنْزِلًا ثُمَّ قَالَ: أَعُوذُ بِكَلِمَاتِ اللهِ التَّامَّاتِ مِنْ شَرِّ مَا خَلَقَ، لَمْ يَضُرَّهُ شَيْءٌ حَتَّى يَرْتَحِلَ مِنْ مَنْزِلِهِ ذَلِكَ».
- رياض الصالحينرياض الصالحين مع فوائد وهدايات - 5«مَنْ نَزَلَ مَنزِلاً ثمَّ قال: أَعُوذُ بِكَلِمَاتِ اللهِ التَّامَّاتِ مِنْ شَرِّ مَا خَلَقَ، لَمْ يَضُرَّهُ شَيْءٌ حَتَّىٰ يَرْتَحِلَ مِنْ مَنزِلهِ ذلِكَ».
- عقيدة الأئمة الأربعة«مَنْ نَزَلَ مَنْزِلًا فَقَالَ: أَعُوذُ بِكَلِمَاتِ اللهِ التَّامَّاتِ مِنْ شَرِّ مَا خَلَقَ، لَمْ يَضُرَّهُ شَيْءٌ حَتَّى يَرْحَلَ مِنْ مَنْزِلِهِ ذَلِكَ»
- عقيدة الأئمة الأربعة«أَعُوذُ بِكَلِمَاتِ اللَّهِ التَّامَّاتِ مِنْ شَرِّ مَا خَلَقَ»،
- فتاوى المرضىفتاوى المرضى «من نزل منزلًا ثم قال: أعوذ بكلمات الله التامات من شر ما خلق، لم يضره شيء حتى يرتحل من منزله ذلك»
- فتاوى المرضىفتاوى المرضى «أما لو قلتَ حين أمسيت: أعوذ بكلمات الله التامات من شر ما خلق، لم تضرك»
- فتاوى المرضىفتاوى المرضى «من نزل منزلًا ثم قال: أعوذ بكلمات الله التامات من شر ما خلق، لم يضره شيء حتى يرتحل من منزله ذلك»
- مختصر نظـرات حول اضطرابات النفس وعلاجها من منظور شرعي«بكلماتِ الله التَّامَّات مِنْ شرِّ مَا خَلَقَ»[192].
- موسوعة الإيمان«مَنْ نَزَلَ مَنْزِلًا، ثُمَّ قَالَ: أَعُوذُ بِكَلِمَاتِ اللهِ التَّامَّاتِ مِنْ شَرِّ مَا خَلَقَ، لَمْ يَضُرَّهُ شَيْءٌ، حَتَّى يَرْتَحِلَ مِنْ مَنْزِلِهِ ذَلِكَ»،
- موسوعة الإيمان«أَعُوذُ بِكَلِمَاتِ اللهِ التَّامَّاتِ مِنْ شَرِّ مَا خَلَقَ، لَمْ يَضُرَّهُ شَيْءٌ حَتَّى يَرْتَحِلَ مِنْ مَنْزِلِهِ ذَلِكَ».