Skip to content
Efa mba nanontany ny tenanao va ianao ? Iza no Nahary sy anao ? Ary inona no antony ? Ary inona ny zavatra handalo aorian'ny fahafatesana ?

Efa mba nanontany ny tenanao va ianao ? Iza no Nahary sy anao ? Ary inona no antony ? Ary inona ny zavatra handalo aorian'ny fahafatesana ?

Ny boky dia mamelabelatra ny fanontaniana momba ny fisiana sy ny famoronana, ary manaporofo ara-tsaina ny fisian'ny Mpamorona feno fahendrena sy fahatanterahana, ary manazava fa ny tanjon'ny fiainana dia ny hanompoana an'Allah irery ihany, ary ny finoana Islam no fivavahana marina sy voaharo, ary miantso ho amin'ny finoana ny maha Iray an'Allah, i Mouhammadi, sy ny fanarahana antsakany sy andavany ireo fampianarany, ary mampitandrina fatratra ny mba hialana amin'ny fampikambanana fanompoana Allah amin'ny zavatra hafa, ary manamafy ny fisian'ny fitsarana sy ny valin'asa any amin'ny fiainana…

Language: lang_mg
Prepared by: Komity siantifika ao amin’ny Fikambanana mpanaparitaka votoaty Islamika amin’ny fiteny maro samihafa
Version: 2.0

These files are generated automatically from the book's text; their layout may differ from the printed edition.

0%
Font size