Skip to content
من خلقني؟ ولماذا؟

من خلقني؟ ولماذا؟

Iza tokoa no nanamboatra Ahy ? Ary inona ny antony nanamboarana Ahy ? Ny zava-drehetra dia samy manondro avokoa ny fisian'ilay Mpahary Iza no nahary sy nanamboatra ny lanitra sy ny tany ary ny zava-manan'aina lehibe rehetra ao aminy ka tsy voahodidin-javatra ? Iza no namorona an’ity rafitra tena raitra sy voamboatra tsara any an-danitra sy ety an-tany ity ? Iza no nahary sy nanamboatra ny Olombelona, ​​sy nanome azy fandrenesana sy fahitana ary saina, ary nanao azy ho afaka hahazo fahalalana sy hahatakatra ny zava-misy ? Ahoana ny fomba hanazavanao an'ilay asa tsara hita eo amin'ny fomba…

0%
Font size