Skip to content
Hafatra fohy ho an'ny Olona tsy mino ny fisian’ny Tompo Allah

Hafatra fohy ho an'ny Olona tsy mino ny fisian’ny Tompo Allah

Hafatra fohy ho an'ny Olona tsy mino fisian’ny Tompo Allah, miresaka amin'izy ireo amin'ny alalany saina madio fa ny fahitsiana sy ny filaminan'izao tontolo izao dia manafoana tanteraka ny kisendrasendra ary milaza sy manondro fa misy tokoa ny Mpamorona hendry an'izao rehetra izao,ka moa ve Azo heverina fa avy amin’ny tsinontsinona izany rehetra izany ? Sokafy ny fonao ho amin’ny eritreritra sy ny fisaintsainana, ary tadiavo ny marina sy ny fahamarinana, fa mety hahita hazavana hitarika Anao ho ao anatiny fahitsiana.

Language: lang_mg
Prepared by: Komity siantifika ao amin’ny Fikambanana mpanaparitaka votoaty Islamika amin’ny fiteny maro
Version: 2.0

These files are generated automatically from the book's text; their layout may differ from the printed edition.

0%
Font size