Skip to content
العقيدة الصحيحة وما يضادها

العقيدة الصحيحة وما يضادها

" Tsy mila foto-pivelomana avy amin’izy ireo velively mihitsy Aho, ary Izaho ihany koa dia tsy mila azy ireo hampihinana sy hampisakafo Ahy ". [AZ-ZARIATY : 57]. " Tena marina fa hamafisina etoana fa i Tompo Allah no Mpamatsy anjaram-pivelomana rehetra amin'ny endrika mibosesika sy sesehena, Izy no Tompon’ny Hery, ary Izy ilay tsy voahozongozona ". [AZ-ZARIATY : 58]. " Izy ilay nanao ny tany ho fandriana ho Anareo, sy ny lanitra ho tafo; ary nampirotsaka ranon’orana avy any an-danitra, ka namoaka avy amin’izany ireo karazam-boankazo ho anjara fivelomana ho Anareo; koa aza ampitovianareo amin’ny zavatra hafa i Tompo Allah, ary fantatrareo tokoa izany ". [Souratoule Al Abakarat : 22]. Aoka Ianareo tsy hanompo afa-tsy i Tompo Allah irery ihany, ary marina tokoa fa Izaho dia mpampitandrina sy mpilaza ny vaovao mahafaly avy Aminy ho Anareo ". Ka moave tsy an'i Tompo Allah ny finoana madio ".

0%
Font size