"Izay mihaona amin'i Allah nefa tsy nampitambatra Azy tamin'ny zavatra hafa dia hiditra ao am_paradisa, ary izay mifanena Aminy ka mampifandray fanompoana Azy amin'ny zavatra hafa dia hiditra amin'ny Afobe."
Tatitra azo avy amin'i JABRIR IBN Abdillahi (R,A) Niteny ka nanao hoe : Izaho dia naheno an'ny Mpaminany (S.A.W) Niteny nanao hoe :
"Izay mihaona amin'i Allah nefa tsy nampitambatra Azy tamin'ny zavatra hafa dia hiditra ao am_paradisa, ary izay mifanena Aminy ka mampifandray fanompoana Azy amin'ny zavatra hafa dia hiditra amin'ny Afobe."
«مَنْ لَقِيَ اللهَ لَا يُشْرِكُ بِهِ شَيْئًا دَخَلَ الْجَنَّةَ، وَمَنْ لَقِيَهُ يُشْرِكُ بِهِ دَخَلَ النَّارَ».
Milaza mazava tsara i Mpaminany (S.A.W) fa izay maty tsy nanompo sampy, dia mizotra makany amin'ny Paradisa. Na dia hanasazy azy amin'ireo ampahan'ny fahotany aza. Fa izay maty nampitambatra Azy amin'ny zavatra hafa kosa dia hijanona mandrakizay ao amin'ny Afobe.
...:
Fahasoavan'ny fanokanana an'i Allah, ary izy io no antony lehibe manavotra amin'ny fidirana mandrakizay ao amin'ny Afobe.
Fanakakaizana ny Paradisa sy ny Afobe amin'ny mpanompo iray, ary tsy misy manelanelana izany afa tsy ny fahafatesana.
Fampitandremana amin'ny fanompoan-tsampy, na kely na lehibe; Satria ny fanavotana amin'ny afo dia amin'ny alàlan'ny fiatahana aminy.
Ny tena zava-dehibe amin'ny asa atao dia ilay asa nataonao farany.
Sahìh Moslim (1/ 94) (93).
Ny Fanampiny (4)
الملخص في شرح كتاب التوحيد.
لصالح الفوزان (ص49).
الجديد في شرح كتاب التوحيد.
لمحمد القرعاوي (ص60).
Cited in books
6 BooksNy Fanampiny (5)
- التوحيد في ضوء عقيدة الإمام الشافعي رحمه الله ونصوصه ومروياته"من لقي الله لا يشرك به شيئا دخل الجنة، ومن لقيه يشرك به شيئا دخل النار".([21])
- الخطب المنبريةموسوعة الخطب المنبرية (القسم الأول)«مَنْ لَقِيَ اللهَ لَا يُشْرِكُ بِهِ شَيْئًا دَخَلَ الْجَنَّةَ، وَمَنْ لَقِيَهُ يُشْرِكُ بِهِ دَخَلَ النَّار»
- الخطب المنبريةموسوعة الخطب المنبرية (القسم الأول)«مَنْ لَقِيَ اللهَ لَا يُشْرِكُ بِهِ شَيْئًا دَخَلَ الْجَنَّةَ، وَمَنْ لَقِيَهُ يُشْرِكُ بِهِ دَخَلَ النَّارَ»
- العقيدة الصحيحةدروس العقيدة الصحيحة«مَنْ لَقِيَ اللَّهَ لا يُشْرِكُ بِهِ شَيْئًا دَخَلَ الْجَنَّةَ، وَمَنْ لَقِيَهُ يُشْرِكُ بِهِ دَخَلَ النَّارَ»
- كتاب التوحيدكتاب التوحيد للشيخ محمد بن عبد الوهاب((مَنْ لَقِيَ اللهَ لاَ يُشْرِكُ بِهِ شَيْئًا دَخَلَ الْجَنَّةَ، وَمَنْ لَقِيَهُ يُشْرِكُ بِهِ شَيْئًا دَخَلَ النَّارَ)).