fa ny Zon'i Allah amin'ny mpanompony dia ny manompo Azy ary tsy manambatra Azy amin'ny zavatra hafa, ary ny Zon'ireo mpanompo amin'i Allah dia tsy manasazy an'izay tsy manambatra Azy amin'ny zavatra hafa na dia kely aza
Tatitra azo avy tamin'i Mouazy (R.A), Niteny hoe :
Nitaingina tao aorian'ny Mpaminany (S.A.W) Aho tamin'ny apondra antsoina hoe : Oufair, dia Niteny Tamiko Izy ny hoe : " O ! Ry Moua'zh, fantatrao va inona ny Zon'i Allah amin'ireo mpanompony, ary inona ihany koa ny Zon'ireo mpanompony amin'i Allah ? " ka Namaly Aho : Tompo Allah sy ny Irany ihany no mahalala izany, ary Niteny Izy ka nanao hoe : fa ny Zon'i Allah amin'ny mpanompony dia ny manompo Azy ary tsy manambatra Azy amin'ny zavatra hafa, ary ny Zon'ireo mpanompo amin'i Allah dia tsy manasazy an'izay tsy manambatra Azy amin'ny zavatra hafa na dia kely aza ", ka hoy Aho manao hoe : O ! Ry Iraka'Allah moa va tsy holazaiko amin'ny olona rehetra izany? Dia namaly izy (S.A.W) ka nanao hoe : "Aza ambara fa manjary miankin-doha amin'izany avokoa izy ireo ".
كُنْتُ رِدْفَ النَّبِيِّ صَلَّى اللهُ عَلَيْهِ وَسَلَّمَ عَلَى حِمَارٍ يُقَالُ لَهُ عُفَيْرٌ، فَقَالَ: «يَا مُعَاذُ، هَلْ تَدْرِي حَقَّ اللَّهِ عَلَى عِبَادِهِ، وَمَا حَقُّ العِبَادِ عَلَى اللَّهِ؟»، قُلْتُ: اللَّهُ وَرَسُولُهُ أَعْلَمُ، قَالَ: «فَإِنَّ حَقَّ اللَّهِ عَلَى العِبَادِ أَنْ يَعْبُدُوهُ وَلا يُشْرِكُوا بِهِ شَيْئًا، وَحَقَّ العِبَادِ عَلَى اللَّهِ أَنْ لا يُعَذِّبَ مَنْ لا يُشْرِكُ بِهِ شَيْئًا»، فَقُلْتُ: يَا رَسُولَ اللَّهِ أَفَلاَ أُبَشِّرُ بِهِ النَّاسَ؟ قَالَ: «لا تُبَشِّرْهُمْ، فَيَتَّكِلُوا».
Manazava i Mpaminany (S.W.A) ny Zon'i Allah amin'ny mpanompony, sy ny Zon'ireo mpanompo amin'i Allah, ary ny Zon'i Allah amin'ireo mpanompony dia ny fanompoana Azy irery ihany ka tsy hatambatra amin'ny zavatra hafa, Ary tena marina fa ny Zon'ireo mpanompo amin'i Allah dia tsy ny fanasaziany ireo mpanokana Azy amin'ny fanompoana ary tsy mba manambatra Izy amin'ny zavatra hafa. Avy eo Mouaz Niloam-bava ka Niteny ny hoe : O ! Ry Irak'Allah moa va tsy holazaiko amin'olona rehetra izany mba hifalian'izy ireo amin'izany fahasoavana lehibe sy goavana izany ? Ka nosakana'ny Mpaminany (S.A.W) izy mba tsy hianki-doha ny amin'izany
...:
Fanazavana sy famelabelarana ny Zon'i Allah izay nodidiany amin'ireo mpanompony, ary izany dia ny mba hanompoan'izy ireo Azy ary tsy hanakambana Azy amin'ny zavatra hafa.
Fanazavana sy famelabelarana ny Zon'ireo mpanompo eo amin'i Allah izay efa nandidiany ny Tenany noho ny fahasoavana sy ny famindram-po misy avy Aminy, ka izany dia ny fampidirana azy ireo ao amin'ny Paradisa, ary ny tsy hanasaziany azy ireo.
Amin'ny izany dia misy vaovao mahafaly sy mafinaritra ho an'izay manokana Azy, amin'ny fahatokanany ka izay olona tsy manakambana Azy amin'ny zavatra hafa dia ny fiafaran' izy ireo dia lasa amin'ny fidirana ao amin'ny Paradisa.
Niresaka izany petra-bolana izany i Mouaz (R.A) talohan'ny nahafatesany; satria natahotra ny amin'ny fahotana Izy noho ny eo amin'ny fanafenana ny fahalalana.
Ny fampitandremana fatratra ny amin'ny tsy fanaparitahana ny ampahany amin'ireny petra-bolan'ny Mpaminany (S.A.W) amin'ny Olona sasany noho ny tahotra amin'ny tsy fahazahoany ny dikany, ka izany dia tsy tafiditra amin'ny asa na koa tsy misy fetra izay niferan'ny lalàna.
Ireo mpanota sy mpanao fahadisoana nefa mbola mpanokana an'i Allah dia izy ireny dia mijanona ho eo ambany fahefan'ny Tompo Allah hatrany, raha Sitrany dia mety ho saziny ary raha Sitrany ihany koa dia mety havelany izy ireny, dia avy eo ny fiafaran'izy ireo dia mety lasa miafara amin'ny fidirana mankany amin'ny Paradisa.
Sahìh Al-Bokhari (4/ 29) (2856).
Sahìh Moslim (1/ 58) (30).
(1/ 627).
Ny Fanampiny (5)
المحكم لابن سيده (10/26).
المفهم لما أشكل من تلخيص كتاب مسلم (1/ 203).
فتح الباري (11/340.
البحر المحيط الثجاج في شرح صحيح الإمام مسلم بن الحجاج (1/ 623).
عمدة القاري شرح صحيح البخاري (14/ 148).
Cited in books
12 Books- NY FOTO-PINOANA MARINA SY IZAY MIFANOHITRA AMINY ARY" Ny zon'i Tompo Allah amin'ireo mpanompony dia ny hanompoan'izy ireo Azy, ary ny tsy hanakambanan'izy ireo Azy amin'ny zavatra hafa " {2}.
- NY FOTO-PINOANA MARINA SY IZAY MIFANOHITRA AMINY ARY“Fantatrao ve inona ny Zon’i Tompo Allah amin’ny mpanompony sy ny Zon’ny mpanompony amin’i Tompo Allah? ka dia hoy i Mou'az (R.d) Hoy Aho hoe: i Tompo Allah sy ny Irany ihany no mahalala tsara izany ka hoy i Mpaminany (s.w.a) Namaly ka Nite
Ny Fanampiny (10)
- العقيدة الصحيحةدروس العقيدة الصحيحة«فَإِنَّ حَقَّ اللَّهِ عَلَى العِبَادِ: أَنْ يَعْبُدُوهُ وَلَا يُشْرِكُوا بِهِ شَيْئًا، وَحَقَّ العِبَادِ عَلَى اللَّهِ: أَنْ لاَ يُعَذِّبَ مَنْ لَا يُشْرِكُ بِهِ شَيْئًا»
- حراسة التوحيدالعقيدة الصحيحة وما يضادها «حَقُّ اللهِ عَلَى العِبَادِ أَن يَعْبُدُوهُ وَلَا يُشْرِكُوا بِهِ شَيْئًا» [2].
- حراسة التوحيدإقامة البراهين على حكم من استغاث بغير الله«حَقُّ اللهِ عَلَى العِبَادِ أَنْ يَعْبُدُوهُ وَلَا يُشْرِكُوا بِهِ شَيْئًا».
- خذ عقيدتك من الكتاب والسنة الصحيحة«حق العباد على الله أن لا يُعذِّبَ مَن لَا يشركُ به شيئًا»
- كتاب التوحيدكتاب التوحيد للشيخ محمد بن عبد الوهاب" حَقُّ اللهِ عَلَى الْعِبَادِ أَنْ يَعْبُدُوهُ وَلاَ يُشْرِكُوا بِهِ شَيْئًا، وَحَقُّ الْعِبَادِ عَلَى اللهِ أَنْ لاَ يُعَذِّبَ مَنْ لاَ يُشْرِكُ بِهِ شَيْئًا "،
- مجموعة زاد التربية الإسلامية (1)، والسيرة النبوبة (1)، والعقيدة (1)، والفقه (1)التربية الأسلامية 1قال: «فإن حق الله على العباد أن يعبدوه ولا يشركوا به شيئًا، وحق العباد على الله ألا يعذب من لا يشرك به شيئًا»
- مجموعة زاد التربية الإسلامية (1)، والسيرة النبوبة (1)، والعقيدة (1)، والفقه (1)التربية الأسلامية 1«حقُّ اللهِ على العِبادِ أنْ يعْبُدُوهُ ولا يُشْرِكُوا بِهِ شيْئًا...»
- مشروع منهاج زادكزادك 2 طالب نهائي«يَا مُعَاذُ، هَلْ تَدْرِي حَقَّ اللهِ عَلَى عِبَادِهِ؟ وَمَا حَقُّ العِبَادِ عَلَى اللهِ؟». قُلْتُ: اللهُ وَرَسُولُهُ أَعْلَمُ. قَالَ: «فَإِنَّ حَقَّ اللهِ عَلَى العِبَادِ أَنْ يَعْبُدُوهُ وَلاَ يُشْرِكُوا بِهِ شَيْئًا، وَحَقَّ العِبَادِ ع
- نبراس طالب (3)نبراس طالب 3«يَا مُعَاذُ، هَلْ تَدْرِي حَقَّ اللهِ عَلَى عِبَادِهِ، وَمَا حَقُّ العِبَادِ عَلَى اللهِ؟»، قُلْتُ: اللهُ وَرَسُولُهُ أَعْلَمُ، قَالَ: «فَإِنَّ حَقَّ اللهِ عَلَى العِبَادِ أَنْ يَعْبُدُوهُ وَلاَ يُشْرِكُوا بِهِ شَيْئًا، وَحَقَّ العِبَادِ ع
- نبراس طالب (3)نبراس طالب 3«فَإِنَّ حَقَّ اللهِ عَلَى العِبَادِ أَنْ يَعْبُدُوهُ وَلاَ يُشْرِكُوا بِهِ شَيْئًا»