Skip to content
الدروس المهمة لعامة الأمة

الدروس المهمة لعامة الأمة

Lesona manan-danja ho an’ny be sy nymaro Nisoratan'i Sheikh manan-kaja Amin'ny anaran'I Allah, Ilay be fiantrana, Ilay be indrafo. SASIN-TENIN'NY MPANORATRA Fisaorana anie ho an'I Allah, Tompon'izao tontolo izao, ary ny fihafarana tsara indrindra dia ho an'ny olo-marina manam-pinoana. Ny vavaka sy ny fiadanana avy amin’I Allah anie ho amin’ny mpanompony sy ny irany, ny Mpaminany Mohammad (S.A.W) sy ny fianakaviany ary ny mpiara-dia aminy rehetra.

Language: lang_mg
Prepared by: Abdol'aziz Ibn 'Abdillah Ibn Bàz (R.A)
Version: 2.1

These files are generated automatically from the book's text; their layout may differ from the printed edition.

0%
Font size