Skip to content
Ireo hadisoana sy ny tsy fanarahan-dalàna amin'ny Hajj sy Oumrah ary ny famangiana

Ireo hadisoana sy ny tsy fanarahan-dalàna amin'ny Hajj sy Oumrah ary ny famangiana

Ireo hadisoana sy ny tsy fanarahaan-dalàna mifandraika amin'ny Oumrah Voalohany : Ny fandikan-dalàna sy ny fahadisoana izay hita fa ataon'ny Olona maro amin'ny lamba Ihram Famelana ny tonombavaka izay tokony hatao, izany hoe : Tsy mampiakatra feony Izy mandritra ny fotoana fanatanterahana an'ireo fombafomba izay nokasainy hatao tamin'ny fotoana izay hanombohany hisikana ny fitafina : Ihram. Ny Sounnah : Mampiakatra ny feo avo amin'ny fanaovana izany.

Language: lang_mg
Prepared by: Komitin'ny Siantifika ara-mpahalalana misy ao amin'ny Fikambanana mpikarakara ny momba ny Serivisy Islamika amin'ny lafiny ireo fiteny maro samy hafa misy maneran-tany
Version: 3.0
Download PDF 322 KB

This PDF is generated automatically from the book's text; its layout may differ from the printed edition.

0%
Font size