Skip to content

"Izay manao Ratsy, dia i Allah no hamaly sy hanisy ratsy Azy, ary izay mametra-tena ho mafy dia ho mafy Aminy i Tompo Allah."

Tatitra azo avy tamin'i Abi Sirmat (R.A), niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe :

"Izay manao Ratsy, dia i Allah no hamaly sy hanisy ratsy Azy, ary izay mametra-tena ho mafy dia ho mafy Aminy i Tompo Allah."

«مَنْ ضَارَّ ضَارَّ اللهُ بِهِ، وَمَنْ شَاقَّ شَقَّ اللهُ عَلَيْهِ».

Notantarain'I Abo Daòd, Al-Tirmizì, Ibn Màjah ary Ahmad
Tsara
Ny fanazavana

Nampitandrina i Mpaminany (S.A.W) ny amin'ny fampidirana ny olana sy probeleme amin’ny Mpino Isilamo, na ny fanasarotana Azy amin'ireo raharaha rehetra momba azy, na eo amin’ny Tenany, na ny eo amin'ny Volany, na koa eo amin'ny Ankohonany, ary na iza na iza ny mikasa manao na hanao an'izany, dia hamaly Azy i Allah ary hofaiziny tokoa araka ny asa izay nataony.

ireo dikan-teny

...:

Anisany tombotsoa azo avy amin'ny Hadith

Fandrarana sy fisakanana ny fampidiran-doza amin’ireo Mpino Isilamo sy ny fahasahiranana ho azy.

Ny famalian’Allah ny Mpanompony.

Loharano iverenana

Sonan Abo Daòd (5/ 477) (3635).

Sonan At-Tirmizì (3/ 495) (1940).

Sonan Ibn Màjah (3/ 432) (2342).

Mosnad Ahmad (25/ 34) (15755).

Ny Fanampiny (8)

مساوئ الأخلاق.

للخرائطي (ص: 274) (583).

توضيح الأحكام مِن بلوغ المرام.

للبسام (7/ 445).

فتح ذي الجلال والإكرام شرح بلوغ المرام.

لابن عثيمين (6/ 396).

منحة العلام في شرح بلوغ المرام.

لعبد الله الفوزان (10/ 261).