“Izay tonga eo aminareo ka ny raharahanareo rehetra eo ambany fahefan'ny lehilahy iray, ka te handrava ny fahefanareo, na hampisaraka ny fitambaranareo, dia vonoy izy”.
Tatitra azo avy amin'i Arfaja (R.A) niteny hoe : Izaho dia nahare an'ny Mpaminany (S.A.W) niteny manao hoe :
“Izay tonga eo aminareo ka ny raharahanareo rehetra eo ambany fahefan'ny lehilahy iray, ka te handrava ny fahefanareo, na hampisaraka ny fitambaranareo, dia vonoy izy”.
«مَنْ أَتَاكُمْ وَأَمْرُكُمْ جَمِيعٌ عَلَى رَجُلٍ وَاحِدٍ، يُرِيدُ أَنْ يَشُقَّ عَصَاكُمْ، أَوْ يُفَرِّقَ جَمَاعَتَكُمْ، فَاقْتُلُوهُ».
Manazava ny Mpaminany (S.A.W) fa raha nifanaiky amin'ny mpitondra iray sy vondrona iray ireo mpino silamo, ka avy eo misy olona mila hanala ny fahefana eo aminy, na te hampisaraka ny mpino silamo ho vondrona mihoatra ny iray, tsy maintsy ataon'izy ireo ny misoroka izany sy miady aminy; Mba hialana amin'ny faharatsiany sy hitsimbinana ny rà mandriakan'ny mpino silamo.
وأمركم جميع: كلمتكم مجتمعة على إمام واحد، وأنتم يد واحدة.
يشق عصاكم: أصل العصا الاجتماع والائتلاف، والمراد هنا أنه يريد تفريق جماعتكم التي اجتمعت على إمام واحد.
Voadidy hihaino sy hankato ny mpitondra ny mpino silamo raha mbola tsy mitarika amin'ny fahotana, ary voarara ny fanonganana azy.
Izay mikomy amin'ny mpitondra silamo sy ny vondrona misy azy dia tsy maintsy atao ny miady aminy na inona na inona ambaratonga misy azy, na voninahitra izany na firazanana.
Famporosihana amin'ny fitambarana sy fialana amin'ny fisaraham-bazana sy ny disadisa.
Sahìh Moslim (3/ 1480) (1852).
Ny Fanampiny (8)
منحة العلام في شرح بلوغ المرام.
لعبد الله الفوزان (8/ 349).
توضيح الأحكام شرح بلوغ المرام.
للبسام (6/ 329).
فتح ذي الجلال والإكرام بشرح بلوغ المرام.
لابن عثيمين (5/ 302).
المفاتيح في شرح المصابيح.
الحسين المُظْهِري (4/ 295).