Skip to content
صفة الوضوء (شرح عملي ومختصر)

صفة الوضوء (شرح عملي ومختصر)

Fomba fanatanterahana ny Ouzou (fanazavana fohy sy ara-pampiharana an'izany) Fomba fanaovana ny Ozou (horonantsara fohy) Fampiharana mivantana manazava ny fomba fanaovana ny Ouzou dingana arahina dingana hafa, tena zava-dehibe Satria ny Ouzou dia fepetra maha tomombana sy ara-dalàna ny Soalat. Jereo ny horonantsary ary ianaro ny fomba fanaovana ny Ouzou marina. Fomba fanaovana ny Ouzou

Language: lang_mg
Prepared by:
Version: 3.0

These files are generated automatically from the book's text; their layout may differ from the printed edition.

0%
Font size