Teo anatrehan'i Oumar izahy ka niteny izy hoe : "Voarara taminay ny fankasarotana".
Tatitra azo avy tamin'i Anas (R.A) niteny :
Teo anatrehan'i Oumar izahy ka niteny izy hoe : "Voarara taminay ny fankasarotana".
كُنَّا عِنْدَ عُمَرَ فَقَالَ: «نُهِينَا عَنِ التَّكَلُّفِ».
Mampahafantatra i Omar (R.A) fa nandrara azy ireo i Mpaminany (S.A.W) tamin'ny fandraisana vesatra amin'ny zavatra tsy misy antony, na teny izany na fihetsika.
...:
Ny fankasarotana voarara dia : Ny fanontaniana betsaka amin'ireo zavatra tsy misy dikany, na koa fandraisana andraikitra zavatra tsy ananana fahalalana, na koa fampidirana vesatra amin'izay efa namaivanin'i Allah.
Tokony manazatra tenany ny mpino iray amin'ny fanamaivanana ny teny sy ny fihetsika : amin'ny sakafony, zava-pisotrony, fiteniny, sy ny raharaha rehetra mahakasika azy eo amin'ny fiainany.
Ny finoana Islam dia finoana mora sy tsotra.
Sahìh Al-Bokhari (9/ 95) (7293).
Ny Fanampiny (10)
نزهة المتقين.
لمصطفى الخن وغيره (2/ 1136).
شرح رياض الصالحين.
لابن عثيمين (6/ 391).
فتح الباري شرح صحيح البخاري.
لابن حجر (13/ 270).
النهاية في غريب الحديث والأثر.
لابن الأثير (4/ 196).
تطريز رياض الصالحين.
لفيصل آل مبارك (ص930).