وهذهِ رِسالَةٌ مُوجَزَةٌ لَكَ يا مَن فَقَدتَ قَرِيبًا أو عَزِيزًا، أو حَبِيبًا، نَسألُ اللَّهَ عزَّ وجلَّ أن ينفعنا وإياكَ بِها، وهي بِعنوان: (أحكامُ الجَنائِز).
Iza tokoa no nanamboatra Ahy ? Ary inona ny antony nanamboarana Ahy ?
75 languages
Iza tokoa no nanamboatra Ahy ? Ary inona ny antony nanamboarana Ahy ?
Ny zava-drehetra dia samy manondro avokoa ny fisian'ilay Mpahary Iza no nahary sy nanamboatra ny lanitra sy ny tany ary ny zava-manan'aina lehibe rehetra ao aminy ka tsy voahodidin-javatra ? Iza no namorona an’ity rafitra tena raitra sy voamboatra tsara any an-danitra sy ety an-tany ity ? Iza no nahary sy nanamboatra ny Olombelona, sy nanome azy fandrenesana sy fahitana ary saina, ary nanao azy ho afaka hahazo fahalalana sy hahatakatra ny zava-misy ? Ahoana ny fomba hanazavanao an'ilay asa tsara hita eo amin'ny fomba firafitrin'ny Vatanao sy ny Vatan'ireo zavamananaina rehetra misy eo…
Ny finoana Islamo dia finoan'ireo Mpaminany sy Irakan'ny Tompo Allah
85 languages
Ny finoana Islamo dia finoan'ireo Mpaminany sy Irakan'ny Tompo Allah
Ny finoana Islamo dia ny fanoloran-tena manokana ho amin'i Tompo Allah, ilay Mpamorona sy Mpandrindra an'izao rehetra izao, ary ny fanekena Azy noho ny fitiavana sy ny fanamboniana misy eo Aminy. Ny fototry ny finoana Islamo dia ny finoana sy fanekena an'i Tompo Allah, fa Izy irery ihany no Mpahary, ary ny rehetra ankoatra Azy dia zava-boahary nohariany avokoa, ary Izy irery no mendrika ho Tompoina ka tsy misy mpiombonan-toka Aminy, ary tsy misy azo tompoina am-pahamarinana afa-tsy Izy irery ihany, Izy dia manana ireo Anarana Tsara indrindra sy ny Toetoetra Avo izay sahaza ny vonahiny, ary…
Boky mitondra ny lohateny "Ny fomba nanatanterahan'ny Mpaminany (S.A.W) ny swalat", izay namintinan'i Sheikh hajaina 'Abdol'aziz Ibn Bàz (R.A) ny endriky ny salàn'ny Mpaminany (S.A.W), tamin'ny fomba fanoratra mora azo sady mazava, mifototra amin'ireo porofo marina, mba ho mpitari-dàlana ho an'ny silamo amin'ny swalàny. Nanazavany tao ireo andry fototry ny swalat, ireo sunnah ary ny endriny manomboka amin'ny ouzo ka hatramin'ny taslim, ka nampiraisiny ny porofo sy ny fanazavana, sady nanentanany ny fanarahana feno ny Mpaminany (S.A.W) amin'ity fanompoam-pivavahana lehibe indrindra ity.