أحمد بن محمد بن حنبل الشيباني الإمام
الإسم
Ahmad bin Mohammad bin Hanbal Al-Shaibani, Imam
اسم الشهرة
Ahmad bin Hanbal
نبذة مختصرة
Abo Abdollah Ahmad bin Mohammad bin Hanbal Al-Shaybani Al-Imam, teraka tamin'ny taona 164 H, dia iray amin'ireo imam-pinoan'ny finoana Islam, ary ny tantarany dia nalaza be, niteny i Imam shàfiy' momba azy hoe : i Ahmad dia imam amin'ny zavatra valo : imam amin'ny hadith, imam amin'ny Fikh, imam amin'ny fiteny, imam ao amin'ny kor'any, imam ao amin'ny fahantrana, imam amin'ny fiafina, imam amin'ny fitiavam-bavaka, imam amin'ny Sonnah), ary manana toerana fanta-daza amin'ny fakam-panahy lehibe tamin'ny filazana fazavaboahary ny kor'any izy, naneho ny fahalalany sy ny faharetany izy, hany ka nantsoina hoe Imam Ahlo sonnah izy, izany hoe naneho ny Sonnah tamin'ny fotoana niparitahan’ny hevi-diso, ary izany hevitra izany dia ho an’izay rehetra antsoina hoe imam an’ny Sonnah ity, tsy tahaka ireo imam mpitondra zava-baovao, satria izy ireo no nanorina sy nitondra izany, Ny fanondroan'ny Sonnah amin'ny imam dia ny tahan'ny fisehoana sy ny fiparitahana, ary ny tahan'ny hevi-diso amin'ireo imam dia ny tahan'ny famoahana sy ny fanavaozana, Anisan’ireo sanganasany ny “Al-Mosnad”, “Az-Zohd”, “Al-Ashraba”, “Risalat fi Al-mosìo fy soalàtihi,” “Ar-Rad A'la-zanàdiq Wal-Jahmya”, sy ankoatr'izany, Manodidina ny enina alina eo ho eo no nampitain’ireo namany avy aminy, ary ny foto-pampianarany dia miorina amin’ny fitsipika sy ny sampana, Maty izy tamin’ny taona 241.