أسامة بن زيد بن حارثة الكلبي
الإسم
Osàma bin Zaid bin Hàritha Al-Kalbi
اسم الشهرة
Osàma bin Zaid bin Haritha - Fifalian'Allah anie ho azy -
نبذة مختصرة
Osàma bin Zaid bin Hàritha bin Sharahil bin Abd al-Ozza bin Imri al-kays al-Kalbi, mpanaradia lehibe, ary izy no andriana lehibe, fitiavan'ny Mpaminany - S.A.W - ary ny zanaky ny malalany, nampiasain'ny Mpaminany (S.A.W) izy tamin'ny fitondrana tafika hanafika ny Siria ary tao amin'ireo tafika dia i Omar sy ireo mpiara-dia lehibe rehetra, ka tsy tafandeha izy ireo mandrampahafatesan'ny Mpaminany (S.A.W) - ka nandray andraikitra i Al-Siddiq nandefa azy ireo, ary voaporofo araka tatitra avy tamin'i Osàma : fa Ny Mpaminany – S.A.W – dia naka ahy sy Al-Hasan, ary niteny hoe : (Allah ô, tiako izy roa, koa tiavo ihany koa), maty izy tamin’ny taona 54.