Skip to content

أروى بنت الحارث بن عبد المطلب القرشية

الإسم

Arwà binti Al-Hàrith bin Abd Mottalib Al-Korashi

اسم الشهرة

Arwà bint Al-Hàrith - Fifalian'Allah anie ho azy -

نبذة مختصرة

Arwà bint Al-Harith bin Abd Al- Mottalib Al-Korashi, zanaka vavin'ny dadatoan'ny Mpaminany - S.A.W - ary ny anabavin'i Abo Sofyan bin Al-Hàrith, nalaza noho ny fahaizany miteny, nanonina azy i Ibn Sa'd tao amin'ireo mpanaradia vavy, Maty tamin'ny taona 50 izy.

المراجع

Ny Fanampiny (1)
طبقات ابن سعد (8/40)، الإصابة في تمييز الصحابة (8/7)، الأعلام للزركلي (1/290).