"Tena marina fa ny tomponareo Dia saron-kenatra no malala-tànana ka menatra amin'ny mpanompony raha mangataka Aminy dia ho averiny tana-potsiny".
Tatitra azo avy amin'i Salman (R.A), Niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe :
"Tena marina fa ny tomponareo Dia saron-kenatra no malala-tànana ka menatra amin'ny mpanompony raha mangataka Aminy dia ho averiny tana-potsiny".
«إِنَّ رَبَّكُمْ حَيِيٌّ كَرِيمٌ، يَسْتَحْيِي مِنْ عَبْدِهِ إِذَا رَفَعَ يَدَيْهِ إِلَيْهِ أَنْ يَرُدَّهُمَا صِفْرًا».
Nanentana i Mpaminany (S.A.W) ny hananga-tànana mandritra ny fitalahoana, ary nilaza fa Allah Tsitoha dia manetry tena, ary tsy manao an-tsirambina ny fanomezana izay mahafaly ny mpanompony, ary manala izay manimba azy, (malala-tànana) izay manome tsy miandry angatahina, ka mba ahoana raha angatahina! Menatra ny mpino mpanompony Izy ny hanaisotra ny tànany rehefa avy nanangan-tànana hifona, ho poakaty sy foana, diso fanantenana noho ny valin-teniny.
Arakaraka ny anehoan’ny olona iray ny tsy fisiany eo anatrehan'I Allah sy ny fanompoany, no vao mainka hanantenany sy hanakaiky kokoa ny valiny.
Ny famporisihana hanao Doan, ary tsaratsara ny mananga-tànana, ary izany no antony iray hahavoavaly ny Doan.
Fanazavana ny halehiben’ny fahalalahan-tanan’I Allah sy ny famindram-pony amin’ny mpanompony.
Sonan Abo Daòd (2/ 609) (1488).
Sonan At-Tirmizì (5/ 521) (3556).
Ny Fanampiny (6)
توضيح الأحكام من بلوغ المرام.
لعبد الله البسام (7/ 552).
منحة العلام في شرح بلوغ المرام.
لعبد الله الفوزان (10/ 423).
فتح ذي الجلال والإكرام.
لابن عثيمين (6/ 483).
Cited in books
3 BooksNy Fanampiny (3)
- الذكر والدعاء والعلاج بالرقي من الكتاب والسنة"إن ربكم حيي كريم، يستحي من عبده إذا رفع يديه إليه أن يردهما صفرًا خائبتين" .
- النفحات المكية في تفسير كتاب رب البرية الجزء الأول«إِنَّ رَبَّكُمْ حَيِيٌّ كَرِيمٌ، يَسْتَحْيِي مِنْ عَبْدِهِ إِذَا رَفَعَ يَدَيْهِ إِلَيْهِ أَنْ يَرُدَّهُمَا صِفْرًا» [4].
- ما لا يسع أطفال المسلمين جهله«إِنَّ رَبَّكُمْ تَبَارَكَ وَتَعَالَى حَيِيٌّ كَرِيمٌ، يَسْتَحْيِي مِنْ عَبْدِهِ إِذَا رَفَعَ يَدَيْهِ إِلَيْهِ أَنْ يَرُدَّهُمَا صِفْرًا»[169].