Skip to content

الحسن بن علي بن أبي طالب

الإسم

Al-Hasan bin Ali bin Abi Tàlib

اسم الشهرة

Al-Hasan bin Ali - ho faly amin'izy roa anie Allah -

نبذة مختصرة

Teraka tamin'ny taona faha 3 i Al-Hasan bin Ali bin Abi Talib Al-Hàshimi Al-Qorashi Abo Mohammad, zafikelin'ny Mpaminany (S.A.W) ary izy no fahadimy sy farany tamin'ireo mpandimby an'ny Mpaminany (S.A.W). Teraka tao Madina, ary ny reniny dia i Fatima Al-Zahra, zanakavavin'ny Mpaminany (S.A.W), ary izy no lahimatoa sy voalohany amin'ny zanany, ary izy dia matsilo saina, tso-po ary tia manao ny tsara, izy dia mahay mandaha-teny ary iray amin'ireo olona manana hevitra tsara amin'ny resaka lojika, izy dia nanao Hajj roapolo tamin'ny alàlan'ny fandehanana tongotra, i Al-Hasan dia nanolotra ny fitondrana tamin'i Moa'wiyah tamin'ny taona 41 H, Nantsoina hoe Taonan'ny Vondrom-piarahamonina noho ny fivorian'ny vondron'ny silamo tao, nandeha tany Madina i Al-Hasan ary nipetrahany tany mandra-pahafatiny noho ny fanapoizinana, araka ny voalaza fa ny faharetan'ny fitondrany dia enimbolana sy dimy andro, ary maty tamin'ny taona 50 H.

المراجع

Ny Fanampiny (1)
مشاهير علماء الأمصار (ص: 24) الاستيعاب في معرفة الأصحاب (1/ 383) تاريخ دمشق (13/ 163) تهذيب الأسماء واللغات (1/ 158) الأعلام للزركلي (2/ 199)