Skip to content

الحسين بن علي بن أبي طالب

الإسم

Al-Hosein bin Ali bin Abi Tàlib

اسم الشهرة

Al-Hosein bin Ali

نبذة مختصرة

Al-Hosein bin Ali bin Abi Tàlib Al-Hàshimi Abo Abdollah, Ilay zafikely Maritiora, zanak'i Fatima Al-Zahra, dia teraka tao Madina tamin'ny taona 4, ary voalaza ao amin'ny hadith : (I Al-Hasan sy Al-Hosein no lehiben'ireo tanora mponin’ny Paradisa), ary lehibe tao amin’ny tranon’ny faminaniana izy, ary maty novonoina tamin’ny fotoana nanjakan’i Yazid bin Moa'wiyah tamin’ny taona 61.

المراجع

Ny Fanampiny (1)
فتح الباب في الكنى والألقاب (ص: 457) الهداية والإرشاد في معرفة أهل الثقة والسداد (1/ 169) تاريخ دمشق لابن عساكر (14/ 121) أسد الغابة (1/496) الأعلام للزركلي(2/ 243)