Skip to content

الحسن بن يسار البصري

الإسم

Al-Hasan bin Yasàr Al-Basri

اسم الشهرة

Hasan Al-Basri

نبذة مختصرة

Al-Hasan bin Yasàr Al-Basri, Abo Saì'd, mpandimby an'ireo mpanaradia, mpahay lalàna ary azo itokisana ary nanoratra hadith maro, teraka tao Madina izy tamin'ny taona 21 H ary Imam tao Basra, izy dia mpanoratra tamin'ireo vahoakany tamin’ny androny, Nandeha tany amin'ireo governora izy ary nanentana sy nandrara azy ireo noho ny fahamarinana, ary tsy matahotra tsiny noho fahamarinana, ary nanana fifandirana niaraka tamin'i Al-Hajjaj Ibn Yosof izy, voaro tamin'ireo izay nanisy ratsy azy, ary rehefa nahazo fitondrana i Omar bin Abdol Aziz, dia nanoratra taminy manao hoe : notsapaina tamin’ity raharaha ity aho, koa mitadiava olona hanampy ahy amin’izany. Namaly i Al-Hasan hoe : Raha ny amin’ny zanaky ny eto an-tany dia tsy mila azy ireo ianao, ary raha zanaky ny fiainana any ankoatra dia tsy mila anao izy ireo, koa mitadiava fanampiana amin’Allah ianao. Maty izy tamin’ny taona 110.

المراجع

Ny Fanampiny (1)
تاريخ ابن معين، رواية الدوري (4/ 176) معجم الأدباء، إرشاد الأريب إلى معرفة الأديب (3/ 1023) مغاني الأخيار في شرح أسامي رجال معاني الآثار (1/ 207) الأعلام للزركلي (2/ 226)