Nampidinina tamin'ny ilay Irakan' i Tompo Allah ny faminaniana fony izy mbola Efa-polo
- التصنيف الشرعي
- السيرة النبويةمبعثه صلى الله عليه وسلمالسيرة النبويةالعهد المكي بعد بعثته صلى الله عليه وسلمالسيرة النبويةالعهد المدني بعد هجرته صلى الله عليه وسلمالسيرة النبويةوفاته صلى الله عليه وسلم
- موضوعات الحديث
- الإيمانالإيمان بالرسل عليهم السلام
- محاور التعريف بالإسلام
- التعريف بمحمد صلى الله عليه وسلمالتعريف بالنبي محمد صلى الله عليه وسلم
Tatitra azo avy amin'i ibn A'bbas (R.A), Niteny manao hoe :
Nampidinina tamin'ny ilay Irakan' i Tompo Allah ny faminaniana fony izy mbola Efa-polo Taona, nitoetra tao Lameka (Makka) nandritra ny Telo ambin'ny folo taona, avy eo dia nasaina nifindra monina, ka nifindra monina nakany tany Madina, ary nitoetra tao nandritry ny folo Taona, avy eo dia maty Izy (S.A.W).
أُنْزِلَ عَلَى رَسُولِ اللهِ صَلَّى اللهُ عَلَيْهِ وَسَلَّمَ وَهُوَ ابْنُ أَرْبَعِينَ، فَمَكَثَ بِمَكَّةَ ثَلَاثَ عَشْرَةَ سَنَةً، ثُمَّ أُمِرَ بِالْهِجْرَةِ، فَهَاجَرَ إِلَى الْمَدِينَةِ، فَمَكَثَ بِهَا عَشْرَ سِنِينَ، ثُمَّ تُوُفِّيَ صَلَّى اللهُ عَلَيْهِ وَسَلَّمَ.
Milaza sy mampahafantatra i ibn A'bbas (R.A) : fa Nampidinina tamin'ny Irakan' i Tompo Allah ny faminanina rehefa Izy feno Efa-polo Taona, ary monina tao Lameka nandritra ny Telo ambin’ny folo Taona taorian’ny faminaniana, avy eo dia nasaina nifindra monina tany Madina Izy ary nitoetra tao nandritra ny folo taona, ary avy eo dia maty Izy rehefa feno Telo amby Enimpolo Taona.
...:
Ny fahalianan'ny Mpanaradia ny tantaram-piainan'ny Mpaminany (S.A.W).
Sahìh Al-Bokhari (5/ 45) (3851).
Sahìh Moslim (4/ 1826) (2351).
Ny Fanampiny (1)
عمدة القاري شرح صحيح البخاري (16/ 303).