"Mianiana amin'I Allah aho fa tsy mpino izy, Mianiana amin'I Allah aho fa tsy mpino izy, Mianiana amin'I Allah aho fa tsy mpino izy." Nisy niteny hoe : Iza izany irak'I Allah? Dia namaly izy hoe : “Izay tsy namela hilamina tsara ny mpiray vodirindrina aminy”.
Tatitra azo avy tamin'i Abo Choraih (R.A), niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe :
"Mianiana amin'I Allah aho fa tsy mpino izy, Mianiana amin'I Allah aho fa tsy mpino izy, Mianiana amin'I Allah aho fa tsy mpino izy." Nisy niteny hoe : Iza izany irak'I Allah? Dia namaly izy hoe : “Izay tsy namela hilamina tsara ny mpiray vodirindrina aminy”.
«وَاللَّهِ لاَ يُؤْمِنُ، وَاللَّهِ لاَ يُؤْمِنُ، وَاللَّهِ لاَ يُؤْمِنُ»، قِيلَ: وَمَنْ يَا رَسُولَ اللَّهِ؟ قَالَ: «الَّذِي لاَ يَأْمَنُ جَارُهُ بَوَايِقَهُ».
Nianiana sy nanamafy ny fianianana intelo ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe : Mianiana amin'IvAllah aho fa tsy mpino izy, Mianiana amin'I Allah aho fa tsy mpino izy, Mianiana amin'I Allah aho fa tsy mpino izy, ka nanontany azy ireo mpanaradiany : Iza no tsy ho mpino ry irak'Allah? Dia namaly izy hoe : Izay tsy mampitony ny mpiray vodirindrina aminy amin'ny fanaovany fitaka sy ny tsy rariny ary ny faharatsiana.
Fanesorana ny finoana eo amin’ny olona iray izay tsy niaro amin’ny tsy rariny sy ny faharatsiana ny namany mpiray vodirindrina aminy dia midika fa fahotana lehibe izany, ary izay manao izany dia tsy ampy finoana.
Famporisihana mafy mba hanao soa amin’ny mpiara-belona ary tsy hanisy ratsy azy amin’ny teny na amin’ny asa.
Sahìh Al-Bokhari (8/ 10) (6016).
Ny Fanampiny (2)
التوضيح لشرح الجامع الصحيح (28/ 321).
النهاية في غريب الحديث والأثر (93).
Cited in books
6 BooksNy Fanampiny (6)
- سؤال وجواب حول الإسلام«وَاللَّهِ لَا يُؤْمِنُ، وَاللَّهِ لَا يُؤْمِنُ، وَاللَّهِ لَا يُؤْمِنُ»، قِيلَ: وَمَنْ يَا رَسُولَ اللَّهِ؟ قَالَ: «الَّذِي لَا يَأْمَنُ جَارُهُ بَوَائِقَهُ (شره)»
- قاموس الكبائرموسوعة الكبائر - المجموعة الثانية«وَاللَّهِ لَا يُؤْمِنُ، وَاللَّهِ لَا يُؤْمِنُ، وَاللَّهِ لَا يُؤْمِنُ" قِيْلَ: وَمَنْ يَا رَسُولَ اللَّهِ؟ قَالَ: "الَّذِي لَا يَأْمَنُ جَارُهُ بَوَائِقَهُ» [90].
- كامل الصورة (1و2) لتعزيز اليقين وتثبيت الثوابتكامل الصورة (1,2) لتعزيز اليقين وتثبيت الثوابت«وَاللَّهِ لا يُؤْمِنُ، وَاللَّهُ لا يُؤْمِنُ، وَاللَّهِ لا يُؤْمِنُ، قَالُوا: مَنْ يَا رَسُولَ اللَّهِ؟ قَالَ :الَّذِي لا يَأْمَنُ جَارُهُ بَوَائِقَهُ» ([12])؛ ومعنى بَوَائِقَهُ أي شروره.
- محرمات استهان بها كثير من الناسوالله لا يؤمن، والله لا يؤمن، والله لا يؤمن، قيل: ومن يا رسول الله ؟ قال: الذي لا يأمن جارُه بوائِقَه
- مشروع منهاج زادكزادك 1 طالب«وَاللهِ لَا يُؤْمِنُ، وَاللهِ لَا يُؤْمِنُ، وَاللهِ لَا يُؤْمِنُ». قِيلَ: مَنْ يَا رَسُولَ اللهِ؟ قَالَ: «الَّذِي لَا يَأْمَنُ جَارُهُ بَوَائِقَهُ»
- نبراس طالب (2)نبراس طالب (2) «وَاللهِ لَا يُؤْمِنُ، وَاللهِ لَا يُؤْمِنُ، وَاللهِ لَا يُؤْمِنُ». قِيلَ: مَنْ يَا رَسُولَ اللهِ؟ قَالَ: «الَّذِي لَا يَأْمَنُ جَارُهُ بَوَائِقَهُ»