“Ho voaozona izay nanao firaisana tamin’ny vadiny any aoriana”.
Tatitra azo avy tamin'i Abo Horaira (R.A) : Niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe :
“Ho voaozona izay nanao firaisana tamin’ny vadiny any aoriana”.
«مَلْعُون مَنْ أتَى امرأتَه في دُبُرِها».
Ny Mpaminany (S.A.W) dia mampitandrina ny amin'ny firaisana ara-nofo amin'ny vadiny avy aoriana. Voaozona sy voaroaka hiala amin’ny famindrampon’I Allah izy, ary fahotana lehibe izany.
Fandrarana ny fanaovana firaisana amin'ny vehivavy amin'ny vodiny.
Azo atao ny maka mahafinaretana amin'ny vady amin'ny vatany rehetra afa-tsy any aoriana ihany.
Ny mpino silamo dia manao firaisana amin'ny vehivavy ao amin'ny aloha araka ny nandidian'I Allah azy; Raha ny amin'ny lavabody kosa, dia fanimbana ny natiora, fanarina ny taranaka, fanitsakitsahana ny maha-ara-dalàna, ary fahavoazana mafy ho an'ny mpivady.
Sonan Abo Daòd (3/ 489) (2162).
Al-Sonan Al-Kobrà an'i Al-Nasàì (8/ 200) (8966).
Mosnad Ahmad (15/ 457) (9733).
Ny Fanampiny (8)
نيل الأوطار.
للشوكاني (6/ 237).
سبل السلام.
للصنعاني (2/ 202).
توضِيحُ الأحكَامِ مِن بُلوُغ المَرَام.
للبسام (5/ 346).
فتح ذي الجلال والاكرام بشرح بلوغ المرام.
لابن عثيمين (4/ 535).