Skip to content

خالد بن الوليد بن المغيرة المخزومي

الإسم

Khalid bin Al-Walid bin Al-Moghira Al-Makhzòmi

اسم الشهرة

Khalid bin Al-Walid - ho faly aminy anie Allah -

نبذة مختصرة

Khalid bin Al-Walid bin Al-Moghirah bin Abdollah bin Omar bin Makhzom Al-korashi Al-Makhzòmi Saifollah (sabatra an'Allah) Abo Solaiman, dia mpanaradia lehibe, izy dia manam-boninahitra tamin'ny vanompotoana talohan'ny Islam, ary niatrika ny ady niaraka tamin'ireo tsy mpino koraisita mandra-pahatongan'ny omrah an'i Hodaybiyyah, avy eo dia niditra Islam izy tamin'ny taona fahafito taorian'i Khaybar, ary voalaza koa fa mety talohan'izany, niatrika ilay fandresena lehibe tamin'ny fanokafana tanànan'ny Lameka niaraka tamin'ny Mpaminany (S.A.W) izy, ary nanatri-maso ny ady masina Honayn sy Al-Tàif, ary naniraka azy Ny Mpaminany –S.A.W – mba handrava an’i Al-Ozza, dia notanterahiny izany, hoy i Mpaminany (S.A.W) momba azy hoe : “Tena mpanompon’Allah mahafinaritra sy rahalahy amin’ny firazanana i Khalid bin Al-Walid, iray amin'ireo sabatr’Allah, enga anie hanome azy hery hanohitra ireo tsy mpino an'Allah .” Maty tamin’ny taona 21 izy.

المراجع

Ny Fanampiny (1)
الكنى والأسماء للإمام مسلم (1/ 370)، الجرح والتعديل لابن أبي حاتم (3/ 356)، مشاهير علماء الأمصار (ص: 56)، الإصابة (3/ 171 ط. هجر)، الأعلام للزركلي (2/ 300).