خالد بن زيد بن كليب بن ثعلبة
الإسم
Khalid bin Zaid bin Kolayb bin Tha'labah
اسم الشهرة
Abo Ayyob Al-Ansàri - ho faly aminy anie Allah -
نبذة مختصرة
Khalid bin Zaid bin Kolayb bin Tha`labah, Abo Ayyob al-Ansàri, avy amin'ny Bano al-Najjàr, mpanaradia lehibe izy, nanatri-maso ny ny fifanekena Aqaba sy ny ady masina Badr, Ohod, ny Al Khandaq, sy ny zavatra hafa rehetra, ary mahery fo, manam-paharetana, manam-patahorana ary tia manao ady masina. Niaina hatramin'ny andron'ny Umayyat izy ary nipetraka tany Madina, avy eo dia nandeha tany Siria, Rehefa nanafika an'i Kostantinia i Yazid tamin'ny fitondran'i Moawiyah rainy, dia niaraka taminy i Abo Ayyob hanatrika ny ady, Nanatrika ny zava-nitranga izy ary narary, ka nanoro hevitra ny handefasana azy ho any amin’ny faritanin’ny fahavalo, rehefa maty izy, dia nalevina teo am-pototry ny mandan’i Kostantinia, tamin’ny taona 52.