Skip to content

حليمة بنت أبي ذؤيب عبد الله بن الحارث

الإسم

Halima binti Abi Dhoayb Abdollah bin Al-Hàrith

اسم الشهرة

i Halima As-Saa'diat.

نبذة مختصرة

Halima Al-Saa'diat, ilay mpitaiza sy nampinono an'ny Mpaminany (S.A.W), izy dia zanakavavin'i Abo Dhoayb, ary Abdollah bin Al-Hàrith bin Shajna no anarany, araka ny tatitr'i Ata'a bin Yasàr, izay niteny manao hoe : Halima, zanakavavin'i Abdollah, renin'ny Mpaminany (S.A.W) tamin'ny fampinonoana, dia tonga teo amin'ny irak'Allah (S.A.W), dia nitsangana teo anatrehany i Mpaminany ary namelatra ny lambany ka nipetrahan'i Halima, ary maty izy afaka 8 taona.

المراجع

Ny Fanampiny (1)
معرفة الصحابة لابن منده (ص: 938) الاستيعاب في معرفة الأصحاب (4/ 1812) الوافي بالوفيات (13/ 83) الأعلام للزركلي(2/271) الإصابة في تمييز الصحابة (8/ 877 )