Nisy vehivavy iray hita faty tamin'ny ady masina sasany nataon'ny Mpaminany (S.A.W) ka nanameloka ny famonoana vehivavy sy ankizy ilay Irak'Allah (S.A.W).
Tatitra azo avy amin'i Abdollah Ibn Omar (R.A) :
Nisy vehivavy iray hita faty tamin'ny ady masina sasany nataon'ny Mpaminany (S.A.W) ka nanameloka ny famonoana vehivavy sy ankizy ilay Irak'Allah (S.A.W).
أَنَّ امْرَأَةً وُجِدَتْ فِي بَعْضِ مَغَازِي النَّبِيِّ صَلَّى اللهُ عَلَيْهِ وَسَلَّمَ مَقْتُولَةً، فَأَنْكَرَ رَسُولُ اللَّهِ صَلَّى اللهُ عَلَيْهِ وَسَلَّمَ قَتْلَ النِّسَاءِ وَالصِّبْيَانِ.
Nahita vehivavy iray maty tamin'iray amin'ireo ady masina ny Mpaminany (S.A.W), ka nanameloka ny famonoana vehivavy sy zazalahy kely mbola tsy ampy taona izy.
Ireo vehivavy sy ny zazakely tsy miady, sy izay rehetra lalàna iray aminy, toy ny antitra sy ny mpitondra fivavahana dia tsy azo vonoina, raha ohatra ka tsy isan'ireo tompon-kevitra sy manampy amin'ny famonoana mpino silamo, fa raha tahak'izany kosa izy ireo dia vonoina.
Fandrarana amin'ny famonoana ireo vehivavy sy ny ankizy; Satria ireo olona ireo dia tsy miady amin'ny mpino silamo, ary ny tanjon'ny ady masina (jihad) amin'ny làlan'I Allah dia ny handrava n'y tanjak'ireo mpiady fotsiny, mba ho tonga amin’ny olona rehetra ny antson’ny fahamarinana.
Ny indra-fo ananan'ny Mpaminany (S.A.W) eny fa na dia ao anatin'ny ny ady aza.
Sahìh Al-Bokhari (4/ 61) (3014).
Sahìh Moslim (3/ 1364) (1744).
Ny Fanampiny (4)
الإلمام بشرح عمدة الأحكام.
لإسماعيل الأنصاري (2/ 189).
تيسير العلام شرح عمدة الأحكام.
للبسام (ص746).