Rehefa nivoaka avy tao amin'ny lavapiringa ny Mpaminany (S.A.W), dia niteny hoe : " Ny famelanao ry tompo Allah".
Tatitra azo avy tamin'i Aicha Renin'ireo mpino (R.A) niteny izy :
Rehefa nivoaka avy tao amin'ny lavapiringa ny Mpaminany (S.A.W), dia niteny hoe : " Ny famelanao ry tompo Allah".
أَنَّ النَّبِيَّ صَلَّى اللهُ عَلَيْهِ وَسَلَّمَ كَانَ إِذَا خَرَجَ مِنَ الغَائِطِ قَالَ: «غُفْرَانَكَ».
Rehefa nivoaka avy tao anaty trano fivoahana ny Mpaminany (S.A.W) dia miteny hoe : Mangataka Aminao aho (amin'ny famelanao), ry Alla ô!.
Tsara ny miteny hoe: "Ghofranaka" rehefa avy nandao ny toerana fivoahana.
Nangataka famelan-keloka tamin'ny Tompony ny Mpaminany (S.A.W), amin'ny toe-javatra rehetra.
Ny anton'ny fangatahana famelan-keloka taorian'ny famoahana maloto : noho ny tsy fahatomombanana eo amin'ny fankasitrahana an'I Allah noho ireo fitahiany be dia be, ao anatin'izany ny fanamorana ny fanesorana izay manahirana, ary mangataka famelan-keloka Aminao aho raha toa ka variana tsy nahatsiaro Anao aho tamin'ny ny famoahana maloto.
Sonan Abo Daòd (1/ 24) (30).
Sonan At-Tirmizì (1/ 57) (7).
Sonan Ibn Màjah (1/ 200) (300).
Mosnad Ahmad (42/ 124) (25220).
Ny Fanampiny (4)
توضيح الأحكام مِن بلوغ المرام.
لعبد الله البسام (1/ 351).
منحة العلام في شرح بلوغ المرام.
لعبد الله الفوزان (1/ 397).