Skip to content

أسماء بنت عميس الخثعمية

الإسم

Asmà binti O'mays Al Khatha'miyah

اسم الشهرة

Asmà binti O'mays - Fifalian'Allah anie ho azy

نبذة مختصرة

Asmà bint O'mays bin Ma'd - na Ma'bad - bin Al-Hàrith Al-Khatha'miyya, nomena anaram-bosotra hoe Omm Abdillah, mpanaradia lehibe, rahavavin'i Maymonah binti Al-Hàrith, Izy dia vadin'i Ja'far bin Abi Talib, ka maty teo anatrehany, avy eo dia nanambady azy i Abo Bakr Al-Siddiq, ary maty ihany koa, avy eo dia nanambady an'i Ali Ibn Abi Toalib ary niteraka maromaro izy ireo, nifindra monina tany Abysinia ary avy eo nankany Madina, izany no nahatonga azy nomena anarambositra hoe ilay tompon'ny fifindra-monina roa, izy dia maty taorian'i Ali (R.A).

المراجع

Ny Fanampiny (1)
الاستيعاب في معرفة الأصحاب (4/1784)، أسد الغابة (7/12)، تهذيب الأسماء واللغات (2/330)، سير أعلام النبلاء (2/282)، الأعلام للزركلي (1/306).