Skip to content

أسماء بنت أبي بكر الصديق

الإسم

Asmà binti Abi Bakr Al-Siddiq

اسم الشهرة

Asmà binti Abi Bakr Al-Siddiq - Fifalian'Allah anie ho azy roa -

نبذة مختصرة

Izy dia Omm Abdillah, Asmà bint Abo Bakr Abdollah bin Abi Kohafa Othman al-Taymiyyah, mpanaradia lehibe, ary izy dia zanakavavin'i Abo Bakr al-Siddiq, vadin'i al-Zobayr bin al-A'wwàm, renin'i Abdillah bin al-Zobayr, ary rahavavin'ny Renin'ny mpino Aisha (R.A), fantatra amin'ny anarana hoe Dhat al-Nitàkain, ary farany tamin'ireo vehivavy mpifindra monina maty, nitatitra Hadith betsaka izy, Niaina nandritra ny fotoana ela izy ary nanjary jamba tamin'ny faran'ny fiainany, maty tamin'ny taona 73.

المراجع

Ny Fanampiny (1)
معرفة الصحابة (ص 982)، الهداية والإرشاد (2/847)، الوافي بالوفيات (9/36)، الأعلام للزركلي (1/305).