أبي بن كعب بن قيس بن عبيد الأنصاري
الإسم
Obayy bin Ka'b bin kais bin O'baid Al-Ansàri
اسم الشهرة
Obayy bin Ka'b - Fifalian'Allah anie ho azy -
نبذة مختصرة
Abo Al-Mondhir sy Abo Al-Tofayl Obayy bin Ka'b bin Kais bin O'baid Al-Ansàri Al-Khazraji, mpanaradia lehibe, izy dia manam-pahaizan'ireo mpanaradia, niteny i Omar hoe : (Ny raiko no lehiben'ny silamo), ary hoy i Mpaminany (S.A.W) taminy hoe : "Ry Abo Al-Mondhir, fantatrao ve hoe iza amin'ireo andininy ao aminy Kor'any no lehibe indrindra aminao? Hoy izy namaly : Hoy aho: Allah sy ny Irany no tena mahalala". Hoy izy : “Ry Abo Al-Mondhir, fantatrao ve hoe iza amin’ireo andininy masina miaraka aminao ao amin’ny Bokin’Allah no lehibe indrindra?” Hoy izy namaly : Hoy aho: {Allah, tsy misy andriamanitra afa-tsy Izy, Ilay Velona Mandrakizay, Ilay Mitoetra mandrakizay}, Dia namely ny tratrako Mpaminany (S.A.W) hoe : Allah anie hitahy anao amin’ny fahalalana, ry Abo al-Mondhir”, Ary mbola niteny i Mpaminany – S.A.W – taminy hoe : “Eny tokoa, Allah nandidy ahy hamaky aminao ny andininy masina {Tsy anisan'ny olon'ny Boky ireo tsy nino}” Hoy izy : Ary nanonina ny anarana ve izy? Hoy izy : “Eny”, dia nitomany izy, tsy nitovy hevitra tamin'ny taona nahafatesany, ka nisy ny niteny hoe 19, 20, ary 32.