تميم بن أوس بن خارجة الداري
الإسم
Tamìm bin Aws bin Kharijah al-Dàrì
اسم الشهرة
Abo Roqayyah Tamìm bin Aws Al-Dàrì - R.A -
نبذة مختصرة
Tamim bin Aws bin Haritha, ary nisy nilaza hoe : Kharijah bin Saod, ary nisy nilaza hoe : Sawàd bin Jodhaymah bin Dhara' bin Adi bin Al-Dar, Abo Roqayyah Al-Dari, mpanaradia lehibe, Kristianina izy teo aloha, ary rehefa tonga tany Madina izy dia niova ho mpino silamo, ary nilaza tamin'ny Mpaminany (S.A.W) - ny tantaran'ny mpitsikilo sy ny antikristy izy - ny tantaran'ny mpitsikilo sy ny mpamitaka, ka nitantara izany teo amin’ny polipitra i Mpaminany - S.A.W -, ary izany dia noheverina ho anisan’ny hatsarany, Nankabetsaka ny soalat alina izy, ary namaky andininy iray izy nandritry ny alina mandra-pahamarain’ny andro, dia ny andininy : “Sa mievitra ireo izay nanao ratsy ny hanaovanay azy ireo ho tahaka ireo izay nino sy nanao ny asa soa? hitovy va ny fiainan'izy ireo sy ny fahafatesany, Ratsy ny fitsaran'izy ireo (21)} [Al-Jàthiya: 21].