Skip to content

جابر بن عبد الله بن عمرو بن حرام

الإسم

Jàbir bin Abdollah bin A'mir bin Haràm

اسم الشهرة

Jàbir bin Abdillah - ho faly amin'izy roa anie Allah (R.A) -

نبذة مختصرة

Jàbir bin Abdillah bin A'mir bin Haràm Al-Ansari Al-Solami, Sahàbat lehibe, ary izy dia anisan'ireo nanoratra betsaka momba ny fitaterana Hadith avy tamin'ny Mpaminany (S.A.W), ary izy sy ny rainy dia mpiara-dia aminy. Voalaza fa niaraka tamin'ireo nanatri-maso ny Al-A'kabat izy, ary niteny hoe : Nanao ady masina miisa iraika amby roapolo i Mpaminany (S.A.W) ka nanatrika ny sivy ambin'ny folo tamin'izy ireo i Jàbir, Nodimandry izy rehefa feno fitopolo taona, ka nametraka hafatra mba tsy hanaovan'i Al-Hajjàj Ibn Yòsòf Soalat aminy.

المراجع

Ny Fanampiny (1)
الطبقات لخليفة بن الخياط (ص: 172) التاريخ الكبير للبخاري (2/ 207) الكنى والأسماء للإمام مسلم (1/ 466) معجم الصحابة لابن قانع (1/ 136) الأعلام للزركلي (2/104)