Skip to content

ثابت بن الضحاك بن خليفة الأشهلي

الإسم

Thàbit bin Al-Dahhàk bin Khalìfa Al-Ash-halì

اسم الشهرة

Thàbit bin Al-Dahhàk - Ho faly aminy anie Allah (R.A) -

نبذة مختصرة

Thàbit bin Al-Dahhàk bin Tha'labah Al-Ansari Al-Ash-hili dia nanatri-maso ny fanekena na velirano antsoina hoe : Al-Ridwàn, Izy no takaikin'ny irak'Allah (S.A.W) tamin'ny ady masina AL-KHANDAK, ary mpitarika azy ho any amin'ny ady masina Hamrà al-Asad, Izy dia iray tamin'ireo izay nanao fanekena teo ambanin'ny vodihazo, maty izy tamin'ny taona 45.

المراجع

Ny Fanampiny (1)
مشاهير علماء الأمصار (ص: 68) الاستيعاب في معرفة الأصحاب (1/ 205) الوافي بالوفيات (10/ 282) الأعلام للزركلي (2/ 98).