Skip to content

تماضر بنت عمرو بن الحارث بن الشريد

الإسم

Tomàdir binti A'mro bin Al Harith bin Al Sharìd

اسم الشهرة

AL-KHANSÀ

نبذة مختصرة

Tomàdir bint A'mro bin Al-Harith bin Al-Sharìd Al-Riyahiat Al-Solamiyah dia nomena anarana hoe Al-Khansa' izy ary nalaza tamin'izany anaram-bositra izany, Izy no poeta Arabo malaza indrindra avy amin'ny mponin'i Najd, niaina ny ankamaroan'ny fiainany tamin'ny vanim-potoana talohan'ny silamo, ary nalaza noho ny fitarainany ho an'ireo rahalahiny Sakhr sy Moa'wyah, Nahatratra ny finoana Islam izy ary nanaiky izany, ka tonga tany amin'ny irak'Allah (S.A.W) niaraka tamin'ny vahoakany, Bani Solaym, Nanan-janakalahy efatra izy izay nanatri-maso ny Adin’i Al-Kàdisiyah tamin’ny taona 16, ka namporisika azy ireo haharitra mandra-pahafatin'izy rehetra, dia hoy izy : (Isaorana anie Allah izay nanome voninahitra ahy tamin’ny famonoana azy ireo). Maty izy tamin'ny taona 24.

المراجع

Ny Fanampiny (1)
الاستيعاب (4/1827) وفيات الأعيان (6/34) الوافي بالوفيات (10/240) الإصابة في تمييز الصحابة (8/109) الأعلام للزركلي (2/ 86).