i Mpaminany (S,W,A) no olona tsara toetra indrindra.
Tatitra azo avy amin'i Anas Ibn Malik (R.A) niteny :
i Mpaminany (S,W,A) no olona tsara toetra indrindra.
كَانَ رَسُولُ اللهِ صَلَّى اللهُ عَلَيْهِ وَسَلَّمَ أَحْسَنَ النَّاسِ خُلُقًا.
i Mpaminany (S.A.W) no tonga lafatra indrindra amin'ny olona rehetra, ary izy no voalohany tamin'ny fitondran-tena sy ny hatsaran-toetra rehetra, tamin'ny fanomezna ny teny mamy, ny fanaovana ny tsara, ny famirapiratana amin'ny tarehy, ny fandrarana ny ratsy ary ny fandeferana amin'ny hafa.
Fahafenoan'ny toetran'ny Mpaminany (S.A.W).
i Mpaminany (S.A.W) no modely tonga lafatra amin'ny fitondran-tena tsara.
Famporisihana amin'ny fankana tahaka ny Mpaminany (S.A.W) amin'ireo hatsaran-toetra misy aminy.
Sahìh Al-Bokhari (8/ 45) (6203).
Sahìh Moslim (4/ 1805) (2310).
Ny Fanampiny (8)
بهجة الناظرين شرح رياض الصالحين.
لسليم الهلالي (1/ 670).
نزهة المتقين شرح رياض الصالحين.
لمصطفى الخِن وغيره (1/ 524).
كنوز رياض الصالحين.
لمجموعة من الباحثين (9/ 57).
شرح رياض الصالحين.
لابن عثيمين (3/ 556).