"Allah dia tsy mijery ny lehilahy izay manao firaisana amin'ny lehilahy na vehivavy any aoriana."
Tatitra azo avy tamin'i Ibn Abbas (R.A) : Niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe :
"Allah dia tsy mijery ny lehilahy izay manao firaisana amin'ny lehilahy na vehivavy any aoriana."
«لَا يَنْظُرُ اللهُ إِلَى رَجُلٍ أَتَى رَجُلًا أَوِ امْرَأَةً فِي دُبُرٍ».
Nazavain'ny Mpaminany mazava tsara ny fandrahonana henjana fa Allah dia tsy miantra ny lehilahy izay manao firaisana amin'ny lehilahy ao amin'ny lavabodiny na amin'ny vehivavy ao amin'ny lavabodiny, ary fahotana lehibe izany.
Ny fanaovana firaisana ara-nofo amin'ny lehilahy hafa - izany hoe sodomia - dia fahotana lehibe.
Fahotana lehibe ny fanaovana firaisana amin’ny vehivavy ao aoriany.
(tsy jeren'I Allah) midika hoe fijery famindram_po sy fangoraham-po, fa tsy hoe : fijery ankapobeny; Satria tsy misy miafina amin’I Allah ilay Tsitoha ary tsy misy ny tsy tazany.
Anisan'ny fahavetavetana lehibe sy mampidi-doza indrindra amin'ny olombelona ireo fihetsika ireo. Satria manitsakitsaka ny maha-olombelona, tsy manana taranaka, manimba ny fiainam-panambadiana, mampisy fifandrafiana sy fankahalana, ary latsaka amin’ny toerana maloto.
Sonan At-Tirmizì (2/ 457) (1165).
Al-Sonan Al-Kobrà an'i Al-Nasàì (8/ 197) (8952).
Ny Fanampiny (6)
توضِيحُ الأحكَامِ مِن بُلوُغ المَرَام.
للبسام (5/ 347).
فتح ذي الجلال والإكرام بشرح بلوغ المرام.
لابن عثيمين (4/ 536).
تحفة الأحوذي بشرح جامع الترمذي.
للمباركفوري (4/ 276).