Skip to content

أبو بكر الصديق عبد الله بن أبي قحافة عثمان بن عامر القرشي التيمي

الإسم

Abo Bakr Al-Siddiq Abdollah bin Abi Kohàfa O'thmàn bin A'mir Al-Korashi Al-Taymi

اسم الشهرة

Abo Bakr Al-Siddiq - Fifalian'Allah anie ho azy -

نبذة مختصرة

Abo Bakr Al-Siddiq Abdollah bin Abi Kohàfa O'thmàn bin À'mir Al-Korashi Al-Taymi, ilay mpandimby an'ny Mpaminany - S.A.W - ary voalohany tamin'ireo lehilahy niditra Islam, iray amin'ireo olona folo nampanantenaina fa hiditra ny Paradisa, ary niara-dia tamin'ny Mpaminany - S.A.W - tao anaty lava-bato, ary nahazo voninahitra ny fiarahany tamin'izany ka nandefasan'Allah andininy masina izay hovakiana mandra-pahatongan'ny andro fitsanganana amin'ny maty, ary Mpaminany (S.A.W) nanambady ny zanany, ary nanatri-maso ny fisehoan-javatra rehetra niaraka tamin'ny Irak'Allah - S.A.W -, ary izy no olona tsara indrindra amin'ity vahoaka ity aorian'ny Mpaminaniny (S.A.W), Izy no nitarika ny olona tamin'ny Soalat nandritra ny fahararian'ny Mpaminany - S.A.W - izay nitarika azy tamin'ny fahafatesana, niteny no momba azy i Mpaminany - S.A.W - hoe : “Ny atokisako indrindra amin'ny olona amin'ny fiarahana sy ny harena dia i Abo Bakr, ary raha nahazo naka namana hafa noho ny Tompoko aho, dia naka an'i Abo Bakr ho namana aho, fa ny firahalahiana amin'ny Islam sy ny fitiavana azy fotsiny" notantarain'i Al-Bokhari, izy dia maty tamin'ny taona 13.

المراجع

Ny Fanampiny (1)
الطبقات الكبرى (3/126)، الاستيعاب (4/1614)، وفيات الأعيان (3/64)، الأعلام للزركلي (4/102).