جبير بن مطعم بن عدي بن نوفل
الإسم
Jobayr bin Mot'iim bin A'di bin Naofal
اسم الشهرة
Jobayr bin Mot'iim - ho faly aminy anie Allah (R.A) -
نبذة مختصرة
Jobayr bin Mot'iim bin A'di bin Naofal bin Abd Manaf al-korashi al-Naofali, mpanaradia lehibe avy amin'ny foko koraisita, iray amin'ireo zokiny indrindra amin'ny koraisita ary manam-pahaizana momba ny firazanana. Tonga tany amin'ny Mpaminany (S.A.W) mba hanavotana ireo babo tamin'ny ady masina Badr, Ka nandre an'ny Mpaminany (S.A.W) namaky Sorate al-Tòr izy rehefa teo am-panaovana Soalat Maghrib ireo mpino, dia niteny izy hoe : Teo no nidiran'ny finoana voalohany tao am-poko, ary niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : “Raha mbola velona i Al-Mo’tim bin Adi ka niresaka tamiko momba ireo olona babo ireo dia nomeko azy ireo”, izany hoe ireo gadran’i Badr, notantarain’i Al-Bokhari. Niditra Islam teo anelanelan'i Al-Hodaybiyyah sy Al-Fath i Jobair, ary voalaza fa maty tamin'ny fitondran'i Moa'wiyah izy tamin'ny taona 59.