Skip to content

الحباب بن المنذر بن الجموح

الإسم

Al-Hobab bin Al-Mondhir bin Al-Jamòh

اسم الشهرة

Al-Hobab bin Al-Mondhir

نبذة مختصرة

Al-Hobab bin Al-Mondhir bin Al-Jamòh Al-Ansari Al-Khazraji, ary i Al-SOlami, mpanaradia lehibe, iray amin'ireo poeta be herim-po, ary antsoina hoe : Ilay tompon'ny haveitra izy, niteny i Tha'labi manao hoe : (Izy no nanoro hevitra tamin'ny andron'ny ady masina Badr. Nandray ny heviny ny Mpaminany (S.A.W) ka nidina i Jibril niteny hoe : Ny hevitra tsara dia ilay nolazain'i Hobab, ary nanana hevitra maro tsara izy tamin'ny vaompotoana talohan'ny finoana Islam), Maty tamin'ny fitondran'i Omar, fony izy dimampolo taona mahery, tokony teo amin'ny taoana faha 20.

المراجع

Ny Fanampiny (1)
الطبقات الكبرى (3/ 427) الثقات لابن حبان (3/ 90) مشاهير علماء الأمصار (ص: 47) المؤتلف والمختلف للدار قطني (1/ 475) الاستيعاب في معرفة الأصحاب (1/ 316) تاريخ الإسلام (2/ 160) الإصابة في تمييز الصحابة (2/ 9) الأعلام للزركلي (2/ 163)