Skip to content

بلال بن رباح الحبشي

الإسم

Bilal bin Rabàh Al-Habashi

اسم الشهرة

Bilal Al-Habashi

نبذة مختصرة

Bilal bin Rabàh al-Habashi, ilay mpanao Azan, izy dia Bilal bin Hamamat, ary izy dia andevo, novidin'i Abo Bakr al-Siddiq tamin'ny mpanompo sampy rehefa nampijaly azy noho ny finoany izy ireo, avy eo nanafaka azy izy, dia niaradia tamn'ny Mpaminany (S.A.W) ary voatendry ho mpanao Azan, ary izy dia nanatri-maso ny fisehoan-javatra rehetra niaraka taminy, ary ny Mpaminany (S.A.W) nampihavana azy tamin'i Abo Obaidah bin Al-Jarràh, hoy i A'mmàr : Samy nilaza izay tiany ny rehetra - midika hoe ireo mpanompo sampy - afa-tsy i Bilal avy eo dia rehefa taorian'ny Mpaminany, ho mpanao ady masina tany Siria mandra-pahafatiny tamin'ny taona 20 H.

المراجع

Ny Fanampiny (1)
تاريخ دمشق (10/429) تهذيب الأسماء واللغات (1/ 136) الوافي بالوفيات (10/173) إسعاف المبطأ برجال الموطأ (ص: 6) الأعلام للزركلي(2/73)