Skip to content

أنس بن مالك بن النضر الأنصاري

الإسم

Anas bin Màlik bin Al-Nadr Al-Ansàri

اسم الشهرة

Anas Ibn Màlik - Fifalian'Allah anie ho aminy -

نبذة مختصرة

Abo Hamzat na Abo Thomamah Anas bin Màlik bin Al-Nadr bin Damdam Al-Ansàri Al-Najjàri Al-Khazraji Al-Basri, dia mpanaradia lehibe izy, teraka tamin'ny taona 10, mpanampin'ny Mpaminany (S.A.W); ary iray tamin'ireo nitatitra hadith maro, ary farany tamin'ireo mpanaradia maty tany Basra, ary nivavaka ho azy ny irak'Allah - S.A.W - ka niteny manao hoe : "Allah ô! Ampitomboy ny fananany sy ny zanany ary ampidiro ao amin’ny Paradisa izy.” Nivoaka niaraka tamin’ny irak’Allah – S.A.W – izy tamin'ny ady masina Badr fony izy mbola zazalahy nanampy azy, rehefa voatendry teo amin'ny fitondrana i Abo Bakr (R.A) dia naniraka an’i Anas izy mba alefa ho any Bahrain amin’ny iraka, dia tonga teo aminy i Omar – (R.A) - nanontany azy, dia niteny izy hoe : Iraho izy, fa mpanoratra matsilo saina izy. Dia hoy izy: Dia naniraka azy izy, ary maty tamin’ny taona 93.

المراجع

Ny Fanampiny (1)
الطبقات الكبرى (7/12)، سير أعلام النبلاء (3/395)، الإصابة في تمييز الصحابة (1/275)، الأعلام للزركلي (2/24).