أبو محذورة أوس بن معير الجمحي
الإسم
Abo Mahdhòra Aws bin Ma'ir Al-Jomahì
اسم الشهرة
Abo Mahdhòra - Fifalian'Allah anie ho aminy -
نبذة مختصرة
I Abo Mahdhòra Aws ibn Ma'ir al-Qorashi al-Jomahì, mpanaradia lehibe, ary tsy nitovy ny anarany sy ny anaran-drainy. Niditra tamin'ny finoana Islam izy taorian'ny ady masina tao Honayn, ary nankasitraka ny feony i Mpaminany (S.A.W) ka nanasa azy hiditra amin'ny finoana Islam ka nanaiky ny finoana Islam izy, ary niteny izy hoe : Izy mihitsy nampianatra ahy fomba fanaovana Azan, ka hoy izy : Lazao hoe : Allah dia lehibe, Allah dia lehibe... sy ny sisa, ary rehefa nahafantatra ny antso ho amin'ny vavaka izy, dia nataon'ny Mpaminany (S.A.W) ho mpanao Azan tany Lameka, ary nitatitra Hadith ihany koa izy, maty tamin'ny taona 59.